28/01/2023
masse musculaire abdominal ny anjara asan'ny exercice abdods tompoko fatsy manala tavy amin'ny kibo, tsy ny kibo irery fa ny amin'ny vatana rehetra, raha mbola mihinana ny finan'ny olona rehetra ianao dia aza ny hiavaka noho ny afa sy ny olona rehetra! Mirary Sabotsy feno fahombiaza tompoko 💪🏋 MikirìForme e
23/01/2023
fona ny kotra na avy aza ny Orana.
Tsy ho sakana 💪 Dia mbola mitohy atrany ny inscription hoany zay mbola tsy tafiditra na ny a domicile izany na ny en salle 🏋🏆
tontolo andro feno fasalamana ho antsika 💪😊 Aza adino ny mitsidika ny Pejy MikirìForme 💪🏋🏆
20/01/2023
hatrany ny promotion eto am pejy
Ho antsika izay te hikarakara bika, hanena vatana (Perte de poids) 🏋
Prise de masse, mise en forme sns
Coaching a domicile
Coaching en salle
Coach nutritionnel (Diete)
1mois + Gym + Diete + Suivie
maro ireo naita vokatra sy ny mbola manohy 🤗🏅Aza tara manao inscription fa voafetra ny toerana.
Mp pour plus d'information
Tel : 0384872423 (Ao @ Coms ny prix)
20/01/2023
Zoma mafinaritra daholo 💪🤗🏋
15/11/2022
Abonnez vous à la page mikiriforme pour plus d'actualité
Rendez-vous le dimanche 20 novembre à 9h du mat pour une vidéo intéressante!!!! 💪💪