15/08/2023
Nππ²π¦ππ« βοΈπ€ππ₯ ππ’π₯ππ₯
Hilalao ao amin'ny Al Hilal mandritry ny 2 taona (Jona 2025) i Neymar. Hikarama $300m izy mandritr'izany fotoana izany ka mety ho tonga hatramin'ny $400m miampy bonus sns.
18/06/2023
Lasan'i Espagne ny UEFA Nations Leagueπ
I Rodri kosa no voatendry ho mpilalao mendrika tamin'ity famaranana ity.
TAB : Croatie 4-5 Espagne
18/06/2023
Firy ny naoty omenareo an'i Dorian Bertrand tamin'ny lalao nataony teo iny?
26/06/2022
Hitondra ny laharana faha-17 i Sadio ManΓ© ao amin'ny FC Bayern MΓΌnchen .
26/06/2022
π¨ Gabriel Jesus
Nahita marimaritra iraisana i Arsenal sy Gabriel Jesus ary i Manchester City. Maharitra 5 taona ny fifanarahana ary mitentina Β£45m ny saran'ny fifindrana.
Hanao sonia tsy ho ela i ary ho ambara amin'ny fomba ofisialy.
Mpilalao fahatelo sahady izay no novidian'ny Arsenal ary tsy mbola vita izany. Raphina sy Tielemans indray no kasain'izy ireo ho vidiana manaraka.
24/06/2022
Mankalaza ny faha-35 taonany androany i Leo Messi π
ππππ Ligue des Champions πͺπΊ
πππ Supercoupe πͺπΊ
πππ CDM des clubs π
ππππππππππ Liga πͺπΈ
ππππππππ Supercoupe πͺπΈ
πππππππ Coupe πͺπΈ
π Ligue 1
π Copa America
πππππππ Ballon d'Or
ππππππ Soulier d'Or
23/06/2022
Andriatsima Faneva Ima π€ Football Club Riomois
Hiara-hilalao izany Faneva Ima sy Bakary Mario π²π¬
21/06/2022
FΓ‘bio Vieira βͺοΈπ΄π€ Arsenal
Mitentina β¬35m miampy bonus β¬5m ny saran'ity fifindrana ity.
20/06/2022
Tontosa ny fifanarahana teo amin'ny Shaktar Donetsk sy Sport Lisboa e Benfica mahakasika ny fifindran'i David Neres .
Mitentina 15M⬠moa ny saran'ity fifindrana ity ary maharitra 5 taona izany.
14/06/2022
Tafiakatra amin'ny FIFA World Cup ny rehefa nandresy an'i . Nisaraka ady sahala 0-0 ny ekipa roa tonta ka tany amin'ny tir au but no nandresy 5-4 ny Australie.
Ao amin'ny vondrona D miaraka amin'ny : France, Danemark, Tunisie n hisy azy ireo.
12/06/2022
Nanambara amin'ny fomba ofisialy ny fialan'i ny . Rahampitso no hanaovam-beloma azy.
Marcelo moa no mpilalao nahaz amboara betsaka indrindra tao amin'ny Real Madrid (25).