13/05/2026
SUPERCERYL( sady fisorohana mialoha no fitsaboana) izy fanafody antibiotika ampiasaina indrindra amin’ny biby fiompy toy ny akoho, vorona, kisoa, na biby hafa.izy io no ampiasaina hitsaboana aretina vokatry ny bakteria.
Ireto avy no aretina mety tsaboiny matetika:
CRD (aretin’ny taovam-pisefoana amin’ny akoho)
Coryza (mivonto tarehy sy mivoaka ranon’orona)
Choléra aviaire
Salmonellose
Colibacillose
Aretina amin’ny havokavoka sy taovam-pisefoana
Aretina amin’ny tsinay ateraky ny bakteria
Fery na infection bakteriana amin’ny vatana
Soritr’aretina mety hampiasana azy:
Mikohaka na mievina ny akoho
Misy ranon’orona
Mivonto maso na tarehy
Malemy tsy mazoto homana
Mivalana
Misy feo rehefa miaina.
Dose : fisorohana 0.5g/L ,fitsaboana 1g/L ,traitement 5 à 7jr
Mp n'a 034 25 587 69
12/03/2026
16/02/2026
10/02/2026