Sady manadio no milalao e.
"Izay mahakarakara manana ny tsara", hoy ilay fiteny.
☡ Ho an'ireo efa ao anatiny.
☡ Na ireo vao nisoratra anarana.
☡ Na ireo maniry hisoratra anarana:
➡ SABOTSY 14NOV 2020 ~ 10H no fotoana.
➡ Regroupement JOUEURS XV Sages.
➡ LIEU: Mandroseza.
XV Sages
XV SAGES (Mandroseza Rugby Club). Nous sommes une jeune mais talentueuse et surtout très ambitieu
22/06/2020
Des mois de silence.
Mais nous sommes là.
NOS VALEURS : "Discipline - Maîtrise - Cohésion - FORCES".
Raha mitovy fijery aminay ianao, na efa mpilalao na maniry vao hianatra RUGBY,...
Dia 'ndao hanatevin-daharana ato amin'ny XV SAGES.
05/03/2020
"Ny hoe hendry midika zavatra maro:
FAHALALANA - FAHARETANA - FANDEFERANA - FITIAVA-NAMANA - FANETRE-TENA - HERY.
Ny hoe hendry midika zavatra maro, ankoatran' ny hoe FAHALEMENA."
▶ XV SAGES ~ GÉNÉRATION TERRIBLE.
Amin'ny fiainana olombanona sy manaja, ... Fa terrible eny ambonin'ny kianja.
02/03/2020
Izahay dia tanora, mpilalao & mpankafy ny taranja Rugby eto Mandroseza, Antananarivo MADAGASIKARA.
Mitaiza saina, vatana sy fanahy ary mifampitaiza na izahay samy izahay, ao anatin'izany lalao mahafinaritra izany.
"Adversité", "combativité", "persévérance", "cohésion", "unité" (solidarité), "responsabilités" ...
Izany rehetra izany, hianaranay sy azonay eny ambonin'ny kianja eny, ary manjary "ATOUTS" anay eo amin'ny fiainana sy ny andavanandro.
Resaka fifehezana (tena/saina/fihetsika), hakingàna, lalao tsara hendrika (teknika), "spectacles" ...
Izahay hampitondra fijery vaovao an'ireo manodidina sy "amateurs de Sports", an'io TARANJA anay io.
------------------------
KOA MIANTSO:
- IREO TANORA NAMANA, eto Antananarivo. Mandroseza sy ny manodidina: hanatevina ny laharan'ny XV SAGES.
Na efa mpilalao, na ireo vao maniry ny hianatra sy hifampitaiza saina (caractères) sy vatana (corps) miaraka aminay, ao amin'io club antsika io.
- SY IREO OLONA REHETRA, tsara sitrapo ka vonona hanohana ny adinay: dia ny "fitaizana ny tanora" sy ny club anay, amin'ny izay hendriny rehetra "possibles".
Na Malagasy na vahiny, na monina eto na any ivelany.
---------------------------------
▶ Sage peut être tout. Intelligence, Patience, Fairplay, Esprit d'équipe, Humilité et même FORCE (souvent réprimé).
SAGE PEUT ÊTRE TOUT SAUF FAIBLESSE.
NOUS SOMMES LES XV SAGES.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Website
Address
Antananarivo