03/04/2026
DIEU nous aimes d'une manière UNIQUE _ SPÉCIFIQUES et PERSONNEL 🔥 🔥🔥 ........
29 Mars 2026 , une nouvelle Histoire et aventure a été écrit , c'est pas nous mais c'est Jésus qui fait ça 🔥......
_ Une grande gratitude est évoquée au sein de notre CLUB de danse .....
vous aussi soyez bénis dans votre projet .........
27/03/2026
salama tompoko , .....😊
Mbola ao tsara daholo vé ? ....
Te ampafantatra anareo izahay fa ity indray no page ACTIFS OFFICIEL 🔥ampiasanay LMA DANCE CREW SY SCHOOL ARY KIDS 🔥💗 .....
https://www.facebook.com/profile.php?id=61587315283777
MISAOTRA TOMPOKO NY AMN FIARAHA MIASA ANTSIKA 💥✌️💯💯💯......
Hanome n'y tsara hatrany izahay fa misaotra antsika foana Téo ....💗
22/03/2026
Okey , les nouvelles générations se lanceS ✊.........
VITA NY ADIDY ZAY NANKININA TAMINAY ARY MIRAY FO AMIN IREO REHETRA NITOLONA IZAHAY ,✔️...
MADAGASCAR 🇲🇬 _ TOLOM PAHAFAHANA 29 MARTSA 1947 💥
_ N hésitez pas à nous contacter : 0380894663 .. .
LMA DANCE SCHOOL
LMA DANCE CREW
LMA DANCE KIDS ...
02/03/2026
ra ...... arahabaina ianareo tamin Ilay module omaly tao amin la CITY IVANDRY 🔥🔥🔥💯.
intitulé : VOVOKA IANAO 💥....
waouh , tena oe afa po tamin Ilay seho atolotrareo , mitomboa hatrany 💥 ......
....
23/02/2026
vita soamantsara ny GAME OF ZAY BEST 🔥........
❎_ Faly hoan ireo Zay nahazo n'y amboara tao Amin INTER ÉTABLISSEMENT ..💥
❎_ Miray fo tanteraka ihany koa hoan ireo Zay nahazo n'y amboara tamin INTER ÉCOLE DE DANSE ...💥....
❎_ Faly ihany koa izahay n'y amnin PERFORMANCE anay Ary hitanay sy tsapanay Ary henonay fa Mbola afaka manatsara hatrany izahay ...💗....
Misaotra betsaka anareo CREW izay nanome critique constructive rehetra hoanay fa tena manampy bé anay hivelatra sy hikaroka hatrany .......
_____ Isaorana ireo RAY AMAN DRENY Izay tazana nanatrika n'y zanany teny tamin iny WEEKEND iny ,tena tsy voasaolo nay naovina tompoko n'y fitiavanareo ny zanakareo ka dia mankasitraka indrindra 🔥.......
.....
MIRARY n'y ankizy rehetra ara MBA ahavita soa n'y SEMAINE de RÉVISION Ary n'y D S COMMUN izay ,MBA tena ho vita tsara daholo , ... soyez bénis 🔥.......
on continue 🔥
11/02/2026
Miray fo tanteraka amin COACH Angelo izahay ato amin LMA DANCE CREW 😊💗......
Courage foana dia , mitomboa fahasoavana sy hatsarana Amin zavatra atao rehetra , dia courage bé daholo hoan Zay vahoakan TAMATAVE rehetra 🔥.......
....
Merci bien tamn Fandalovana tato aminay Zouky fa tena mahafinaritra bé Enao .......
....MANOLOANA IREO RESA BE izay hita Etsy sy Eroa , Etoana dia Hamaly Kely izahay hoe : TSY SOURCE avy aty aminay Mihitsy Ilay PUBLICATION ,fa Olona mañana ACCÈS an PAGENAY ihany , no nandefa Ilay Publication , ....😊
TSY MIANTSY ADY amn Iza na amn iza izahay fa ho avelanay hoan ireo Mañana Talenta n'y Amin zany izany resaka izany 😊✔️....I..
MISAOTRA TOMPOKO n'y amn COMPRÉHENSION rehetra ho atolotrareo dia anisan ARME anakiray tsara indrindra n'y : RESPECT : samy mañana n'y azy dia samy mampandroso n'y azy , Ary tsy oetinay itadiavana 16K akory fa hoentina hitaizana ....🔥
SAMIA MAHERY dia MAHOMBIAZA TOMPOKO 🙏
07/02/2026
BONSOIR ☺️ 💗🔥...
VAOVAO harivariva Kely mangotraka bé ,🔋..
Vita androany Ilay FINALE ART SCÈNE nokarakarain Club ..👊🌟..
HOAN LMA DANCE CREW dia ratsy n vokatra fa misy ireo zavatra azo hakana lesona tsara mitsy. ...💯....
FENO fankasitrahana tanteraka hoan ireo ankizy Solontena anay tany mihitsy n fonay satria anisan GUERRIER ET GUERRIÈRES niady tao izy ireo 🌟🔥.
Misaotra anareo rankizy ...🙏💥
_ MIRAY fo Ary indrindra faly n'y Amin FAHOMBIAZAN IREO groupe nahazo n'y voalohany ☺️ ...tena oe mitomboa talenta hatrany tompoko 💗 🔥 .....
....courage et continue de travailler dur ✌️ 💗 ☺️
02/02/2026
hatrany 🔥, Ary ao anatin FANOMANANA n'y FAMARANANA NY 60 ème anniversaire an LMA mihitsy izahay amnzao fotoana izao 🔥
kah dia mangotraka n'y REPS eh 😋🔥🔥💯....
lets go 🔥 ...
@
01/02/2026
Nous sommes très honoré d'être invité dans une chaîne télévisée , DANCE
sur MALAGASY TV , ce soir à 18h15mn ...💥...
Bonne visionnage à Tous 😍🔥💥