SMK Foibe FPVM

SMK Foibe FPVM

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SMK Foibe FPVM, Ampandrana, Antananarivo.

10/06/2024

Ho an'ny manomana BAC, efa nanomboka ny vidéo ho fanampiana ireo sahirana . ho avy daolo ireo mpampianatra hizara, ary tsy mathématiques ihany. Tsy ho ela ihany koa ny cours prépa examen officiel fanao isan'taona. Fanamarihana momban'ilay anarana hoe FARADOBOKA, iarahantsika nahita ny zava-nisy t@bac session farany fa nisy fuite de sujet, rehefa nanontaniana ireo mpianatra hoe taiza no nahazoanareo sopapa? tany hoy ireo. Ho anay manokana : FADY IZANY MANOLOTRA CADEAU EMPOISONNE IZANY, izahay tsy mivarotra sujet izany, tsy mahita an'izany izahay, ny anay kosa traikefa sy raisonnement no zaraina. MASINA NY FANABEAZANA SATRIA IANAREO NO AVENIR-NY FILAZANTSARA, Ny zanak'Andriamanitra no mahay indrindra eto ambonin'ny tany.

08/06/2024

Très Bientôt, conférence sur l'intelligence artificielle

13/11/2023
10/11/2023

Ndao ary eee✊🤗

Tsy maintsy misandratra Jesosy ✊

Manome fotoana antsika rahampitso sabotsy 11 novambra 2023 amin’ny 07 ora maraina ao anatin’ny fandaharana KARAKORY ANTSIKA JIABY TVM 🤗

Hisy lalao ahazoana tapakila ao ho an’izay manaraka mivantana 🥳 lazao anaty commentaires hoe billets firy no tianareo ho zaraina ao !



09/11/2023

Manasa anao ndray ary eeee🤗

08/11/2023

Manasa antsika hiaraka hidera
Hanandratra an'i Jesosy
Ny sabotsy 18 novembre 2023
Ao amin'ny Palais de sports Mahamasina
Tsy maintsy misandratra Jesosy✊🎉

Photos from Joseph D’af-PARTAGE's post 07/11/2023
Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ampandrana
Antananarivo