617 Gym Androndra

617 Gym Androndra

Share

-Musculation
-Remise en forme
-Fitness
-Kick Boxing

Photos from 617 Gym Androndra's post 03/08/2022

Salama daholo oooo!
🥰Mitohy hatrany ny kotrana ao amn SALLE DE GYM 617 ANDRONDRA🥰

Salle de musculation, remise en forme, fitness et kick boxing 👊💪

Prix:
-2.000ar/séance ( tsy misy coach)
-3.000ar/ séance (misy coach)

🥰Ankoatra izay dia manao fihenambidy goavana izahai mba ho fahafaham-pon‘ny be sy ny maro, noho izani dia nasina ni ABONNEMENT:

📣6.000ar/ herinandro: kotrana 4 na 4 séances (tsi misy coach)
📣8.000ar/herinandro: kotrana 4 na 4 séances ( misy coach)
📣30.000ar isambolana: afaka mikotrana amze fotoana tiana rehetra.

Aza misalasala ary manantona ooo!☺️
Ny toerana dia eo Androndra eo . Amoron‘ny arabe
Gym Androndra

15/04/2021

📣📣ZUMBA FITNESS
Ny Sabotsy 17 Aprily dia hanao Zumba Fitness miaraka isika ao @ salle 617 Androndra 😊 maraina miaraka @ Coach Tafita 💪

Mahazo tonga daholo
TSY MISY VIDIM-PIDIRANA!!!!

Zarazarao ary ny Pejy ooo!😉

Dam Randrianiaina
Antso Mandimby
Gym Androndra

Photos from 617 Gym Androndra's post 08/03/2021

617 Gym Androndra ♥️💪💪💪

26/02/2021

Salama daoli e!😀
Noho ny fitsangatsanganana izay hoataontsika dia tsy misokatra ny salle 617 Gym ny Sabotsy 27 Febroary 2021
Mirary faran’ ny herinandro mahafinaritra hoantsika rehetra☺️👊👊

Photos from 617 Gym Androndra's post 08/02/2021

Miarahaba antsika rehetra😊👊
Ho fifampiarahabatsika nahatratra ity taona 2021 ity dia hanao fitsangatsanganana isika ato ’ny 617 Gym Androndra. Izany dia natao ho antsika rehetra tsy ankanavaka, na hoanao izay efa mpikotrana ao, na hoanao izay vao haniry hikotrana ao.
Ka toy izao ary ny mombamomba izany:
👉Daty: Sabotsy 27 Febroary 2021
👉Toerana: La Piscine Malaza Ambohimalaza
👉Fotoana: eo Ambodirano
👉Sarany: 10.000ar (fitanterana+fidirana)
👉Fisoratana anarana: Mp, na tompon’andraikitra (Dam Randrianiaina sy Antso Mandimby ) na any . Farafahatarany ny 22 Febroary.
Hisy ny lalao maro hiarahatsika, izay azahoana fanomezana avy aty @ 617.

Ka ndao àry de miomàna hilalao 😀
👊💪❤️♥️

Photos from 617 Gym Androndra's post 18/01/2021

=> 𝔾𝕪𝕞 𝟞𝟙𝟟 𝔸𝕟𝕕𝕣𝕠𝕟𝕕𝕣𝕒 💪💪💪
Gym Androndra
Dam Randrianiaina
Antso Mandimby

Photos from 617 Gym Androndra's post 03/01/2021

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2021 ity izahay avy ato amin’ny ekipan’ny 617💪🥰❤️
Mba ho taona feno fifaliana sy fahombiazana hoantsika anie ity taona ity😊☺️

Miverina misokatra hoantsika indray manomboka rahampitso Alatsinainy 04 Janoary ny salle de musculation, remise en forme, fitness et kick boxing

Alatsinainy ka hatramin‘ny Sabotsy @ 6 ora maraina ka hatramin‘ny 7 ora hariva
Tongava maro hatrany ooo! 😉😘
Gym Androndra

Photos from 617 Gym Androndra's post 25/10/2020

Salama daholo😊
Mitohy hatrany ny kotrana ao amin’ ny GYM 617 Androndrakely,
Salle de musculation, remise en forme, fitness et kick boxing☺️💪
👉1.500ar ny Séance (izay hialanao ao)
👉25.000ar/mois ny abonnement
Miaraka amin‘ireto coach efa manana traikefa ireto💪💪💪

Noho ny fangatahan‘ny maro dia miova ho hatramin’ny 7ora hariva ny fisokafan‘ny salle isanandro.
Izany hoe mivoha ny Alatsinainy ka hatramin‘ny Sabotsy amin‘ny 6ora maraina ka hatramin‘ny 7 ora hariva
Gym Androndra

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Androndra
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00