08/12/2023
💥💥Ho ho ho💥💥
Efa manomboka sahady ny fety ato amin'ny stadium ATF Ambavahaditokana Itaosy an satria dia misy prix promotion bomba be indray mandritra ity volana desambra ity🤔😉
Nos tarifs :
25 000 ar (lundi jusqu'à vendredi)
30 000 ar (samedi et dimanche)
🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄
Tadidio fa mandritry ny volana desambra 2023 ihany io tolotra io no manan-kery an🙈😊
Miverina ho 30 000 ar io saram-pilalaovana io amin'ny volana janoary 2024
Koa araraoty ary e !!!!! ✨✨✨✨✨
Contact: 0 32 41 578 32 / 0 34 56 558 92 (Mme Anja Gérante)
0 34 09 713 76 (Mr Toussaint)
28/10/2023
Eeehhhh!!!misokatra foana isika na andro tsy fiasana aza an😊😊😊
Ny alarobia 01 novambra 2023 zao dia misokatra soa aman-tsara isika na andro tsy fiasana aza
Tongava,tongava,tongava miala voly eeee🎉🎉🎉
Tsy miova ny saram-pilalaovana fa dia mbola 30 000ar/ora foana e😅
Tsy matahotra orana izany tsika fa misy tafo e
Misokatra ny alatsinainy hatramin'ny alahady isika,manomboka amin'ny 09ora maraina ka hatramin'ny 09ora alina
Contact: Mme Anja (Gérante) 0 32 41 578 32
Mr Toussaint 0 33 71 130 18/0 34 09 713 76
23/10/2023
😍😍😍Aza tara,aza tara😍😍😍
Mbola 30 000 ar/ora anie ny "tarif" eto amin'ny stadium ATF Ambavahaditokana Itaosy e!,eny tsy mbola niova
Tongava milalao e!!🎉🎉
Contact: Mme Anja (Gerante) 0 32 41 578 32
Mr Toussaint 0 33 71 130 18/0 34 09 713 76
03/02/2023
😍Lalao saint-valentin😍
Efa akaiky ny “saint-valentin”an
Ho anareo izay tsy mahita aleha ny😝 “jour du saint-valentin”dia makanesa ao amin'ny “STADIUM ATF” fa misy reduction special ho an'ny talata 14 febroary 2023 io...yeh,ataontsika ho 20 000ar ny tarif milalao baolina amin'io (au lieu de 30 000ar)
Tolotra manan-kery amin'io andro io ihany io 20 000ar io an
Alefaso mp ary ny reservation anareo ee na antsoy ny numero 0 32 41 578 32
20/06/2022
💖Stadium ATF💖
Afaka mandray "réunion familiale"😉
Miditrà mp izay liana tompoko
Na miantsoa mivantana ny laharana: 0 32 41 578 32
15/06/2022
😍Offre spécial😍
💖💖💖Prix bomba be💖💖💖
Lundi-Vendredi: 09h-12h: 20 000ar/heure
Lundi-Vendredi: 12h-17h: 25 000ar/heure
Lundi-Vendredi: 17h-21h: 30 000ar/heure
Sauf jours fériés: 30 000ar/heure
Prix samedi et dimanche: 30 000ar/heure
Heure d'ouverture:
Lundi-Samedi: 09h-21h
Dimanche: 11h-21h
Lieu: Andrady ambavahaditokana itaosy
Contact: 0 32 41 578 32
13/04/2022
🥳🥳Offre special🥳🥳
🎀🎀Tarif bomba be🎀🎀
Lundi- Vendredi (09h-12h) : 20 000ar/heure
Lundi- Vendredi (12h-17h) : 25 000ar/heure
Lundi- Vendredi (17h-21h) : 30 000ar/heure
Sauf les jours feriEs (30 000ar/heure)
Tarif samedi et dimanche: 30 000ar/heure
Heure d'ouverture:
Lundi-vendredi: 09h-21h
Samedi: 09h-20h
Dimanche: 13h-21h
Lieu: A 200m du terminus KOFITAMA Hopitaly Itaosy (route d'Andrady fampiadiana akoho)
Deviation A gauche en vue du tombeau bandE en jaune
Contact: 0 32 41 578 32
25/12/2021
Salama tompoko..Izahay ekipa ato amin’ny Stadium ATF dia faly miarahaba anao nahatratra ny andro androany..💕💕💕💕Mirary fety sambatra tompoko
15/12/2021
💕💕Stadium ATF💕💕
Ouvert du lundi à samedi
Horaire: 09h jusqu'à 19h
Dimanche
Horaire: 13h jusqu'à 20h