Tsy misokatra tsika androany fotsiny alo fa film jerena de asio lasopy marikitry be π€
Demain ndray π€
πΏπππππ πΈπππππ πΏπππππππππ
Salle de sport et de fitness, bien-Γͺtre, musculation, zumba, cours collectifs
09/02/2026
Somary bb kibo ve toi β Ben oui
Somary mahihy kely koa ny sasany β Ben oui
Somary tsisy fotoana hikotranana β Ben oui
Sa somary kamokamo β Ben je sais pas
Nefa te ho bika β Ben oui
Vaha-olana tsotra, nda nde mikotrana ππͺπ₯
Code promo 3j avant augmentation
Rahampitso atr@12 ora sisa ny farany an'ilay i-DΓ©fi SpΓ©cial Sipa te ho princesse
Bibidibabidi bouuuu
Hamaly fanotanina somary miverimberina kely ato .
Hafa ny abonnement rehefa hikotrana ary hafa ilay 20 000ar Participation -DΓ©fi.
28/01/2026
β+500 000AR + BIKA IZY MLAY NO AZONAO β
1οΈβ£ Misokatra ny fisoratana anarana manomboka rahampitso 29/01/2026 atr@ 31/01/2026.
2οΈβ£ Manomboka ny atr@ ny DΓ©fi. Sipa ngeza na bota hanena vatana ka izay tsara vokatra indrindra araky ny fitsarana ato sy ny publique no mpandresy.
3οΈβ£ Namanao ny COACH manomboka eto satria hanakaiky anao izy rehetra (sakafo & kotrana) hatratrarana ny tanjona π₯
4οΈβ£ Vehivavy AbonnΓ©es sy izay vao hanao abonnement ato ihany no afaka mandray anjara. Raha mbola tsy taty ianao dia tongavΓ fa miandry anao ny dΓ©fi π
5οΈβ£ Manomboka Lundi izany ny pesΓ© + sary avant ato .
20 000AR
26/01/2026
AVANT π€ APRΓS π₯
Tsisy tataraina be fa anaty sary ny hafatra. Vitany ve dia tsy ho vitanao β
Raha misy tranga momba ny service ato dia afaka mandefa MP direct nareo. Indrindra ny resaka coaching, aza misalasala fa fanatsarana hatrany izany.
π€
HEYβ izay tsara rΓ©sultats bb taille lasa Taille S, L, M io tonga de mitohy manao casting film,clip, mannequin sy ny aiza izy izany aprΓ¨s (facultatif) ππ€
eeehhh Actionβ
Mbola spΓ©cial viavy bb taille aloha tsika izao π
Ho avy eo koa ny Bandy, hisy koa ny meilleur rΓ©sultat de masse lahy sy vavy.
Resaka loka misy vola daholo anh
Mila viavy bb taille ireny +50 isa manomboka ...
1 omenay vola +500.000ar rehefa mivadika Taille S, M, L
araho ny Page manaraka π€
Cβest pas mon 2.0, cβest le 2.0 de lβabonnement vaovao π
Version 1.0 2026
Ho avy ny version 2.0 Μjour
FANAMBARANAβ
Noho ny toe-draharaha misy eto dia promotion Be rahampitso 3 9900ar . Mpianatra Gen Z 2 9900ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
61Rue Fernand Kasanga Tsarafaritra Tsimbazaza
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 19:30 |
| Tuesday | 06:00 - 19:30 |
| Wednesday | 06:00 - 19:30 |
| Thursday | 06:00 - 19:30 |
| Friday | 06:00 - 19:30 |
| Saturday | 06:00 - 14:00 |