Club Kickboxing Ankoay

Club Kickboxing Ankoay

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Club Kickboxing Ankoay, Sport & recreation, Ampitatafika, Antananarivo.

20/12/2025

🇲🇫Le club de kick-boxing Ankoay a appris avec une profonde tristesse le décès du kick-boxeur surnommé « Cyborg ».
Nous présentons nos sincères condoléances à sa famille, à ses proches, ainsi qu’au club Tamia et au club Lion Force.
Sa disparition est une grande perte pour le monde du kick-boxing. Combattant courageux et athlète respecté, il laissera une empreinte durable dans la mémoire de la communauté sportive.
En ces moments douloureux, le Ankoay exprime sa solidarité et son soutien à tous ceux qui sont touchés par cette épreuve.
Qu’il repose en paix.
_________________________________

🇲🇬Ny klioban’ny kick-boxing Ankoay dia malahelo noho ny fahalasanan’ilay mpikatroka kick-boxing fantatra amin’ny anarana hoe « Cyborg ».
Maneho ny fiaraha-miory sy fiononana ho an’ny fianakaviany, ny havany, ary koa ho an’ny klioba Tamia sy ny klioba Lion Force izahay.
Very andrarezina ny tontolon’ny kick-boxing. Mpikatroka tanora no sady mendrika izy, ary tsy hohadinoina ny herim-pony sy ny toe-panahiny.
Amin’izao fotoan-tsarotra izao, mijoro miaraka aminareo ny Ankoay.
Handy am-piadanana anie ny fanahiny.








15/12/2025

🇫🇷
Le Club Kick Boxing Ankoay adresse ses sincères remerciements au Club Lion Force pour l’organisation réussie de la .
Merci pour l’accueil et l’engagement en faveur du développement du kick-boxing et des jeunes talents.
Et un grand merci pour notre combattante pour sa belle victoire lors de la .
Par son courage, sa détermination et sa discipline, elle a fièrement représenté le club. Bravo championne 💪🏽🏆
🇲🇬
Ny Club Kick Boxing Ankoay dia manolotra fisaorana sy fankasitrahana feno ho an’ny Club Lion Force noho ny fikarakarana ny .
Ary fisaorana lehibe ho an’ny mpikatroka vavinay noho ny fandreseny tamin'ny .
Noho ny herim-po, ny faharetana ary ny fahaiza-manaony, dia izy no reharehan'ny klioba. 💪🏽🏆

'inonan'inonan'aizan'aiza

Photos from Club Kickboxing Ankoay's post 15/02/2025

🎉🥊 Tratry ny taona 2025 avy amin’ny Club Kickboxing Ankoay ! 🥊🎉

Taona vaovao, fanamby vaovao ary fandresena vaovao miandry antsika ! 💪 Enga anie ity taona ity hitondra faharetana, fiezahana ary faharesen-dahatra, na eo amin’ny fiainana na eo amin’ny ringa.

Misaotra anareo rehetra tamin’ny fanoloran-tena sy ny fahafoizan-tena tamin’ny taona lasa. Amin’ity taona vaovao ity, mbola hotohizantsika amin-kafanam-po ny fiofanana ary hiatrika tanjona vaovao isika, miaraka amin’ny Ankoay tsy maintsy mandresy!

🔥 Vonona hiezaka sy hanatsara tena amin’ity taona 2025 ity ve ianao ? Tonga dia miaraha aminay amin’ny taona feno hery, fifehezana ary fanajana !

🥊 Kickboxing Ankoay – n'inon n'inon, n'aiza n'aiza ! 🏆

01/01/2025

Ny klioba ANKOAY dia mirary miarahaba ny mpanaraka sy mpankafy kick boxing rehetra taona zina amin'ity 2025 ity.
Mahombiaza hatrany miraka aminay. 🥳

Photos 31/08/2023
21/01/2023

FILAZANA:
Tsy misy fanazaran-tena ny ampitso alahady 22/01/23 .

04/01/2023

Suivez ces 10 conseils et vous verez 🥰💪💪👂👀

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ampitatafika
Antananarivo