Giovinhy / Rollerblading Mdg

Giovinhy / Rollerblading Mdg

Share

Disponible pour votre égérie , Publicité…
Rollerblading Madagascar🇲🇬
Coach Roller🎈
❗Fondateur "GRINDSOCIETY.mdg"❗

13/03/2026

Atao ny challenge amty hard tricks zalah ty

Photos from ONEblademag's post 11/03/2026
08/03/2026

Wizard tricks indray no atolotra androanyy😁 Anisany sarotra ity catégorie wizard ity, baser amin’ny figure au sol 🛣️

Demo et initiation niarahana niaraka taminy IFM🤯

Rider School

Photos from Giovinhy / Rollerblading Mdg's post 08/03/2026

On vous attend ici à IFM👋🏼
Démo et initiation Roller, Skate , Bmx🤝

27/02/2026

Any isika miona👋🏼

Salama daholo,
aza adino ny fotoana antsika eo amin'ny IFM Analakely amin'ny 8 Martsa izao manomboka amin'ny 8h30, tongava raha tia hianatra roller, Skateboard , Bmx na te ahafantatra bé be kokoa ny mikasika ny VTT.
Mankasitraka indrindra.
Madagascar
Gorisagorisa

18/02/2026

Mampiomana antsika manana talenta amin’ny sehatra urbain fa hisy ny évènement Kardo izay hiseo any Russie ka hisy ny sélection amin’ny alalany video tsy miotra ny 60sec tsy ho ela💯

Permettez-moi de vous annoncer cette grande opportunité pour les jeunes athlètes et passionnés de la culture et du sport urbain à Madagascar !
C'est le KARDO, le concours international le plus prestigieux au monde dédié à la street culture et aux sports urbains réunit des talents de plus de 60 pays !). Ici à Madagascar, on veut faire briller nos breakers, graffeurs, traceurs, danseurs hip-hop, freestylers , Rolleur, Skateboard, BMX et tous les kardo passionnés. Restez connectés sur cette page pour plus d'infos bientôt... on monte le level ensemble ! Wesh les kardo malgaches, vous êtes chauds ?

Photos from Giovinhy / Rollerblading Mdg's post 15/02/2026

J-J Compétition RAISE THE NEXT GEN RIDER‼️

Mankasitraka zalah tamin’ny fandraisana anjara hoan’ny anio 🤙🏻

Izay aloha no masaka , izay aloha no vita ary expérience vavao ho ahy iany koa🙏

Misaotra iany koa hoan’ireo staff rehetra ary tsy tanteraka ity événements ity ratsy teo ianareo🤝

Indro ary ny Résultat💯 :
1 : Jedidia
2 : Nantenaina
3 : Toky

Averiko iany fa hoatsika rehefa misy ny événements tahak’izao dia ny defis voloany dia ny ampiakatra niveau personnel fa tsy manenjika ny hafa🙏

Ny défaite tsy atao ahalavona fa atao toatra fiakarana💯

Le Meilleur reste à venir 🔥
28 Mars indray fotoanatsika manaraka☀️

SKATE PARK Antanimena
Rider School
Grind Society.mdg

15/02/2026

Jours - J « Compétition RAISE THE NEXT GEN RIDER »

Naissance d’un nouveau talent🔥

SKATE PARK Antanimena
Grind Society.mdg
Rider School

14/02/2026

Jour-1 « Details Chrono »‼️

Les participants doivent arriver au skatepark avant 9h

Échauffement : 9h
Compétition : 9h30

Grind Society.mdg
Rider School
SKATE PARK Antanimena

09/02/2026

Jours-7: Compétition Raise The Next Gen RIDER

Retour kely compétition 2022 ‼️
Ozy foana izahay mantsy mpianatra anay hoe : C’est bien de gagner mais l’essentiel c’est de s’amuser.✨

Izany hoe aza terena amin’ny taotra ny fandraisana anjara amina competition fa raiso expérience sy évolution ho anao fa ao no tena ahitana niveau sy feeling rehetra❤️‍🔥

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Andrefan'Ambohijanahary
Antananarivo
101