🔥Raha mangatsiaka any aty misy hafanana na vao hanomboka na efa mpikotrana
⚡️Misokatra hoana ny Club House Sport Tsimbazaza
Club House sport
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Club House sport, Sport & recreation, Tsimbazaza, Antananarivo.
25/07/2026
🚨Hoan’ny mpaka-tsirony @ ilay kotrana
🫰Fisokafan’ny salle:
-lundi - Samedi 6h30 à 19h30
-Dimanche 7h à 13h
👉Nos tarifs musculation :
Séance 5.000ar
Abonnement 40.000ar
Abonnement Duo 65.000ar
👉Cardio 60.000ar/mois
6.000ar/séance
🏋️Séance payante ny « jour fériée sy ny dimanche »
🚨Tongava tongava🔥
09/07/2026
🚀Ny fanombohana no zavadehibe.
💪Manaraka ho azy ny tohiny.
Mode upgrade activé ✨
02/07/2026
Ny ezaka rehetra dia mendripiderana 👏👏
Ankoatry ny marimpakasitrahana dia ny motivation, ny fikirizana sy ny tsiky avy aminareo no mandrisika ny mpikambana.
Sabrina RM
Emiraldo Ramanoarijaona
Kevin Raphael
🎁 Serviette loka tamin ny challenge
🛍️ Amidy amin ny loko isan karazany ihany koa ( sur commande)
Mode upgrade activé ✨
01/07/2026
Hetsika karakarain ny Kala Bota Agency
MEGA ZUMBA 2e édition & RODOBE 3e édition
🏃♀️💃🏼🥰💪
Manasa antsika handray anjara
Billet simple 7 000 Ar
VIP 15 000 Ar
Afk vidiana ao am super music Analakely na mp amin Kala Bota Agency
Mode upgrade activé ✨
26/06/2026
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🎉
🇲🇬🇲🇬🇲🇬
25/06/2026
Erratum
Fermeture pour le 26/06
Reprise des activités pour le 27/06 aux heures habituelles
Merci de votre compréhension!
Mode upgrade activé ✨
💪Vita ny challenge antsika fa mitohy ny herinandro
🔥Ny ezaka ihany koa tazomina
⌚️Mivoha isika rapitso 26/06 tapany maraina hatram 12 ora a
Mode upgrade activé ✨
25/06/2026
💪Vita ny challenge antsika fa mitohy ny herinandro
🔥Ny ezaka ihany koa tazomina
⌚️Mivoha isika rapitso 26/06 tapany maraina hatram 12 ora a
Mode upgrade activé ✨
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Tsimbazaza
Antananarivo
101