03/10/2023
📣📢efa manomboka mafana zao de efa mvaoka daholo ny paoma🍑💪🏻
aza varina mitsiriritra olona ao apandrina ao fotsiny fa tongava fa vonona anatratra ny tanjonao izahay✔💯
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Arc En Ciel Studio, Sport & recreation, 67ha, Antananarivo.
03/10/2023
📣📢efa manomboka mafana zao de efa mvaoka daholo ny paoma🍑💪🏻
aza varina mitsiriritra olona ao apandrina ao fotsiny fa tongava fa vonona anatratra ny tanjonao izahay✔💯
Efa mafana zao ny andro de inona ny mbola iandrasa🍑💪🏻
Sa iandry orana avy ndray de mahita excuse oe ka avy fona ny orana🤭😄
Vonona anatratra ny tanjonao fona izay🔥🍑
🌈
21/08/2023
🔥💪🏻vokatra 1 mois🔥
mbola tsy tratra ny tanjona👌🏻
🏠67ha centre ouest akaikin'ny bni
tongava fa vonona zahay anatratra ny tanjonao💪🏻👌🏻
📢📢🚦🚦promotion seance rahapitso sabotsy🚦🚦📢📢
Isotro bex lehibe ray sa anao seance de mba mbikabika tsara aveo🍑💪🏻 sady salama😅😋
👉🏻4000ar fotsiny ny seance rahapitso sabotsy😉😊
⏱6h-19h misy coach fona
🍑🍑tsy aleo ve atao dien'ny zao mangatsika zao de mba mibikabika rehefa mafana🍑🍑
🏠🏠67ha akaikin'ny BNI na SUPERMAKI🏠🏠
🔴Misy coach afaka mandray anao fona ato🔴
10/07/2023
📢📣 adresse tsy miova📣📢
🏠67ha centre ouest akaikin'ny BNI sy SUPERMAKI🏠
⏱6h-19h
07/07/2023
aza adino fa mivoha 6h-19h zahay rahapitso☺🔥
14h misy step🤹🏻♂️🤹🏻♀️
06/07/2023
📢🚦Ho anle manotany oe aiza ny misy anay dia eto 67ha atsimo akaikin'ny banque BNI na SUPERMAKI amorondala kely🚦📢
Misy ijanona fiara sy moto tsara😊☺
Aty aminay tsisy oe mangatsika zany🔥☺
🏠67ha akaikin'ny BNI sy supermaki
misokatra 6h-19h ny salle💪🏻👊🏻
05/07/2023
📢📣🚦🏋🏻🤼♂️Efa misoka ny salle de sport 📢📣🚦🏋🏻🤼♂️
🏋🏻💪🏻
🤼♂️
🚵🏻🤼♀️
👯♂️👯
🏠Toerana 67ha atsimo akaikin'ny banque BNI sy Suprmaki🏠
🔥💪🏻
🔥💪🏻