Blague du foot

Blague du foot

Share

Football

30/06/2020
09/05/2020

🙏🙏

taminy 2011 raha nandalo fotoantsarotra i Fernando torres🇪🇸 niaraka tamin'ny Chelsea🇬🇧 baolina 3 no matiny nadritran'ny 9 volana,
nialoha ny lalao niaonan'ny Chelsea sy Gent de nivavaka i David Luis🇧🇷sy torres🇪🇸,teo aminy fizarampotoana voalohany de efa nahatafiditra baolina 2 i Torres❤

mamaly vavaka Andriamanitra❤

30/04/2020

Maillots an'ny Chelsea saison 2000 firy ary ity?de inona no tena nanamarika azy?😇

13/03/2020

Copa libertadores

Gremio🇧🇷vs Internationale sports🇨🇱:mpilalao 8 be zao no nahazo karatra mena nandritrany lalao rehefa nisy ny savorovoro nisaraka ady sahala 0-0 mo ny roatonta,marihana fa mpilalao 2 amreo nahazo karatra mena reo dia teny @ banc.

14/02/2020

😂😂😂😂😂😂

11/02/2020

taminy 2011 raha nandalo fotoantsarotra i Fernando torres🇪🇸 niaraka tamin'ny Chelsea🇬🇧 baolina 3 no matiny nadritran'ny 9 volana,
nialoha ny lalao niaonan'ny Chelsea sy Gent de nivavaka i David Luis🇧🇷sy torres🇪🇸,teo aminy fizarampotoana voalohany de efa nahatafiditra baolina 2 i Torres❤

mamaly vavaka Andriamanitra❤

10/02/2020

Misy ny enjana💪

fa ny tena ejana de le bandy mahazaka sipa manana môtô reny❤😂😂🙈🙈

🙄

10/02/2020

Mahatsikaiky kely😊😊
Ny 10 février 1979 no nisy lalao nikatrohan'ny Orlando pirates sy ny Highlands Parc fifaninanmpirenena Africa Atsimo🇿🇦🇿🇦🇿🇦taminio ihany ko no natao mariage i Jomo sono izay joeur ny orlando pirate,teo fizarampotoana voalohany de nitarika tamin'ny isa 2_0 ny highlands,teo indrindra de navelany Jomo sono ny mariaginy fa naleony namonjy ny ekipany,niditra izy ny fizarampotoana faharoa ka nhavita nanatsombadika ny isa ka nivoahan'ny Orlando Pirates nandresy tamin'ny isa 4_2.

un génie👏😂

araho antrany ny pejy

07/02/2020

Mercato🔄

vonona hividy an'ny Sadio Mane🇸🇳 ny Inter🇮🇹,tonga tao anfield road mihitsiny mo i Antonio conte niresaka taminy,150M€ no sadany fifindrany aviao @ Liverpool 🇬🇧

Photos from Blague du foot's post 06/02/2020

Elah rehefa saim baolina lotra😁😂

Asio j'aime ny pejy tsika😊

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo