GOLD GYM

GOLD GYM

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GOLD GYM, Gym/Physical Fitness Center, Ampitatafika, Antananarivo.

Photos from GOLD GYM's post 13/01/2022

Miarahaba atsika rehetra nahatratra ny taona 2022πŸŽ‰
Ho sokafa-tsika ve i GOLD sa ahoana hozy nareo!πŸ˜ƒ
Amin'ny alatsinainy 17 Janoary 2022 izao dia hiverina hisokatra ho atsika indray GOLD GYM.
Ho fanokafana, mba ho fanentanana atsika rehetra indray ary indrindra ho fanomezana fahafaham-po ihany koa dia omena anareo mandritra ny 15 andro izany fahafaham-po izany, izany hoe GRATUIT izany ny mikotrana ka manentana atsika rehetra ary ho tonga daholo indray.
Tongava daholo fa efa vonona ny handray anareo izahayπŸ˜ƒ
Aza misalasala manontany raha toa ka misy fanontaniana.

Photos from GOLD GYM's post 03/09/2021

Salama daholo tsika
ny GOLD GYM dia tsy mitsahatra ny manatsara sy manao zay mahafapo ny rehetra izay mikotrana ao.
Ko de manasa antsika zay mbola ts nandalo fa ho atao ze mahafapo anao😊
Ny vavahady misokatra :00 maraina isanandro2
Ny fidirana mo tsy miova fa
1500ar ny seance
35000ar ny abonnement
Noho ny fandaminana moa dia manomboka@12h zay vo misy coach
Ka manasa atsika rehetra!ny toerana dia aty ampitatafika ambony (tangaina)

Photos from GOLD GYM's post 27/07/2021

GOLD GYM
Miarahaba atsika rehetra ny ato gym
Misokatra ho antsika rehetra ny alatsinainy hatr@ alahady ny salle
Ouverture : lundi/samedi 6h Γ  18h
Dimanche 6h/12h
SΓ©ance :1500 ar
Abonnement :35.000ar
Ko manasa atsika rehetra ho tonga sady misy coach fona tsika
Mankasitraka mialoa
Ny toerana dia ampitatafika ambony aty tangaina (trano manga)
Afaka miantso iany ko 0349649634

25/07/2021

Loading...πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺπŸ‘ŠπŸ‘Šβ€οΈ

Photos from GOLD GYM's post 19/07/2021

GOLD GYM
Miezaka manatsara hatrany πŸ‘ŠπŸ’ͺ
Manasa atsika rehetra ho tonga fa ho raisinay ampitiavana
Toerana ampitatafika ambony (tangaina trano manga)

17/07/2021

15:50

Photos from GOLD GYM's post 16/07/2021

Efa manomboka ny fisokafana πŸ‘ŠπŸ‘ŠπŸ’ͺπŸ’ͺ
GOLDGOLD GYMGOLD GYM

Photos from GOLD GYM's post 14/07/2021

Faly miarahaba antsika rehetra
Manasa antsika mba hoavy ny gold gym zay atao zao.
Zoma 9:30 mandrapahariva
Sabotsy tontolo andro
Marihina fa tsy misy vidim_pidirana andro voalaza ireo
Manasa atsika rehetra ho tonga
Ny toerana dia ampitatafika tangaina ao trano manga2 be vavahady mainty
Misaotra antsika rehetra
Afaka miantso iany koa
0349649634

Photos from GOLD GYM's post 10/07/2021

Multifonctions πŸ’ͺπŸ’ͺ😎😎❀️❀️

01/07/2021

Oavy tsy ho ela😎πŸ’ͺπŸ’ͺ

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ampitatafika
Antananarivo