29/10/2025
Handray anjara amin'ny hetsika koa izahay avy ato amin'ny Trial Continuum, tongava maro
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Trial Continuum, Sports Team, Soavina, Antananarivo.
Club créé pour les trialistes qui se trouvent à Antananarivo ville, Atsimondrano, Avaradrano
Le but c'est d'unir les riders dans un cadre où ils sont tous les mêmes, sans discriminations
29/10/2025
Handray anjara amin'ny hetsika koa izahay avy ato amin'ny Trial Continuum, tongava maro
17/02/2025
Efa manomboka izao ny fotoam-pilalaovana trial eto Antananarivo
Manentana ireo izay mbola any ambadimbadika any hiara-hirona aminay hampivoatra ny taranja eto Antananarivo sy eto antoerana
16/01/2025
Arahabaina nahatratra izao taona 2025 izao isika rehetra.
Efa manomana indray ny fiverenan'ny Trial Club Tana isika izao.
Ho avy tsy ho ela hitondra zava-baovao sy fijery vaovao hoan'ny taranja
Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Dimby Razafindravelo
08/09/2021
Hery Tahiana Trial
13/06/2021
06/05/2021
A partager sans modération
N'oublier pas de liker la page et de partager
Dans le cadre de promouvoir le VTT Trial (26 pouces)
Je Cherche une (des) personne motivée pour un nouveau projet et qui va rouler avec moi en 26 pouces, VTT Trial bien sûr.
Des aides de ma part seront disponibles pour la personne (équipements, matériels ou pièces)
Merci de me contacter en Message privé
PS : Si vous êtes vraiment motivé
Localisation : Tana ville
Type : Trial de compétition (Pure)