08/03/2025
Fiadanana eh🎉
Misaotra ny Tompo fa efa manomboka miverina ny Rantsana fanantanjahan-tena eto anivon'ny Stk Ambodifiakarana Famonjena🤗
Nosantarina t@lalao ara-pirahalahiana baolina kitra niarahana t@Slk Ambodifiakarana Famonjena izany🤝🥰
Ho avy manaraka eo daholo koa ny basketball lehilahy sy vehivavy a🤗
Ndao hitaiza vatana sy hiala voly -tena😻
31/07/2022
Misaotra ny Tompo fa vita soa ny lalao famaranana
BASKET
Teto amin'ny SPAA11( Stk Antananarivo Atsimo)
💥Champion basket masculin🏆🎆🏆
STK ANKADIMBAHOAKA
💥Vice Champion masculin🥈🎆🥈
STK AMBODIFIAKARANA
💥Championne Basket féminin🏆🎆🏆
STK ANKADIMBAHOAKA
💥Vice championne féminin🥈🎆🥈
STK AMBODIFIAKARANA
NA SAMIHAFA ISIKA DIA TENA IRAY IHANY AO AMIN'NY TOMPO
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra 🙏
27/07/2022
Hanantanteraka ny lalao famaranana ny ekipa basketball lehilahy sy vehivavy amin'ny asabotsy ho Avy izao,
Eny amin'ny RTS Fiadanana ka
Amin'ny 9 Ora maraina ny vehivavy
Stk Ambodifiakarana - Stk ankadimbahoaka
Amin'ny 11 Ora kosa ny lehilahy
Stk Ambodifiakarana - Stk ankadimbahoaka
Manentana ny fahatongavan tsika hifanotrona,
Tahin'ny Tompo daholo❤️
23/07/2022
Tafakatra finale ihany koa ny Ekipa Lehilahy Stk FJKM Ambodifiakarana Famonjena.
Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva.
Score :
Stk Ambodifiakarana 62
Stk Ambohimiadana 56
Koa manasa antsika zanak'Ambodifiakarana rehetra indrindra indrindra mba hanatrika ny finale, hanohana ny ekipatsika, ny asabotsy hoavy zao (30 Jolay 2022), @8 ora maraina.
Ny toerana ho lazaina miandalana eto rehefa mahazo confirmation avy .
Ho an'Andriamanitra ny voninahitra !
23/07/2022
Isaorana Andriamanitra fa tafakatra finale ny ekipa Basketball Vehivavy Stk FJKM Ambodifiakarana Famonjena rehefa nandresy ny Stk Malaza
Score :
Stk Ambodifiakarana 37
Stk Malaza 33
Apetraka Aminy ny tohiny rehetra !
Ho Azy irery hatrany ny voninahitra !
16/07/2022
Basketball Lehilahy
Stk FJKM Ambodifiakarana 58
Stk FJKM Malaza 47
Misaotra Azy mandrakariva !
16/07/2022
Valin'ny lalao natrehana androany
Basket-ball Vehivavy
FJKM Ambodifiakarana Famonjena 18
FJKM Ambohimiadana Fanilo 16
Misaotra ny Tompo hatrany
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra !
09/07/2022
Valin'ny lalao anio
Basketball Vehivavy
Stk FJKM Ambodifiakarana : 46
Stk FJKM Ambohitsoa : 18
Misaotra ny Tompo mandrakariva😊
11/06/2022
Valin'ny lalao androany 11 jona 2022
Ny basket ball lehilahy
FJKM Ambodifiakarana 49-38 FJKM Alasora
Isaorana ny Tompo izay vita
Ho an'Andriamanitra ny voninahitra
04/06/2022
Misaotra Azy noho ny fahatontosan'ny androany ary misaotra ihany koa ny ekipa football t@ezaka vita rehetra.
Ambohiborona : 3
Ambodifiakarana : 2
Ho Azy irery ihany ny voninahitra !
04/06/2022
"Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo." I Tes 5 : 18
Misaotra Azy ny rehetra efa vita ary apetraka Aminy mandrakariva ny tohiny rehetra.
*Basketball Vehivavy :
Ankadimbahoaka 22
Ambodifiakarana 14
*Basketball Lehilahy :
Ankadimbahoaka 38
Ambodifiakarana 37