Savage Gym

Savage Gym

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Savage Gym, Gym/Physical Fitness Center, Antananarivo.

Une salle de sport professionnelle équipée de machines et d'outils spécialisés pour l'entraînement physique, conçu pour répondre à vos besoins , de coachs de haut niveau.

21/05/2026

Menatra za fa bota be 🫣🫣

Nefa forme dri 100 no mitady azy juste fotsiny hoe hatsarao dia mba taizataizao ho mafamafy( tonifiant ‼️👌)

Omeko vola 2 na io na telo dia vao maika mapy rarakivy🤤🤤🤤

Adresse iray foana : Savage Gym

koa

20/05/2026

Vonona amin izay ve?

Izahay efa ato miandry anareo ❤️❤️

Savage Gym

Photos from Savage Gym's post 12/05/2026

Nakaiza nakaiza ny bôgosité , laniny kotrana ô😅😅

Aleo mihitsy aloha rehefa vita ny kotrana, vao mandeha aty Chérie kely fa lasa hitany eo daholo ny secret 😅

Kotrana 26 juin izao io mapa marikivy azy io dia ho hita eo hoe hanao akory izy ity😁

Ny Sur aloha, dia tena efa manao zay heriny izy ato amin'ny Savage Gym

Tsy lafo fa dia mahazo izay tadiavina ianao.

fans

28/04/2026

Faites-vous Plaisir 🔥🔥🔥

Venez chez nous et profitez.

Savage Gym




25/04/2026

Noho antony manaokana dia tsy misokatra ny salle Savage Gym anio sabotsy 25 Avril 2026.
Mankasitraka indrindra tompoko

22/04/2026
Photos from Savage Gym's post 21/04/2026

Araho vavaka eee 🙏

Mafy be angaha izy ao😅

Lainga lainga fa tsy mora ilay musculation , mila morale ambony be io vao tafa ,

Nefa rehefa vonona tongava fa ho raisina an tanana soamatsara

Arahanay vavaka ihany koa Savage Gym





20/04/2026

MAHITA RAHA ANIE IZAY ATO AMIN'NY SALLE E: 😅MISY NY VATANY AO AMIN'NY SALLE FA SAINY ADINO ANY ANATY BUS 😅

Eto izao indry ilay tonga hanao sport…
fa ny tena asa ataony: miady amin’ny saina hoe ‘hody sa hijanona?’ 😭💔

Misy milaza hoe sérieuse amin’izay aho fa lundi ny andro … fa 10 minitra aty aoriana dia efa mitady lalana hody😅

Misy sasany ny hoe tonga hanao sport…
fa lasa manao ‘tourisme’ mijery machine fotsiny izy rehefa ato 😭👀

Ny danger ilay nandoa abonnement…
fa ny vatana mbola tsy mahalala akory fisiany izany 😂

Omena courage daholo isika ,

Aminao inona izao no mety ao an tsainy ao 😅⁉️

17/04/2026

Savage Gym

Mirary tontolo andro mafinaritra antsika rehetra ho any an io.

Aza adino ny manao sport sy ny misotro rano fa antoky ny fahasalamana daholo izany.


16/04/2026

Tsy mitoro tsy misy porofo👊👌

Lasa aiza ilay kibo be teo????

Ho an 'ireo izay sahirana manena tena na hoe te hanena tena , hanala kibo, ho tsara vatana, dia eny tompoko vitan_tsika izany.

Ity izao no porofo mivaingana fa azo atao tsara izany.

Roa (2)volana ny elanelany sary teto.

Jereo ity zazavavy ity tena hoe io kibony io an' isany naha complexé azy, na mafy aza izany hoe manala kibo izany dia noraisin'i coach tsika ho défi izany,

Somary nadiditra kely izy tao anaty discipline fa tsy natao ho sakana azoana résultats izany , alefa foana hozy coach izay 🏋‍♀️🏋🏋‍♂️👌👊👊👊
soa fa mahay koa ny mpampianatra dia io ny vokatra.

Nitsonika teo ilay kibo be sady mbola nihena koa ny lanja, bravo aloha eee👏👏👏, ny évolution manaraka mbola ho alefa eto fa tsy amelan_ tsika io raha tsy mivadika mannequin 🥰🥰🥰🌹🌹

Mankasitraka ny coach Nazia Akbir

Savage Gym



Photos from Savage Gym's post 14/04/2026

🛑🔺️Ho an ilay manotany

Miverena aloha lalana fa mbola tsy mapikotrana gradon ny ato amin'ny Savage Gym 🤣🤣🤣

Vao hifampiresaka amin'ny coach raha mandray anareo izy na tsy😅😅

Fa mandray olona foana aloha atreto ny salle

🤣



Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo