15/09/2025
โ๐ฅ๐ ๐ซ๐ฉ ๐ฆ๐๐ผ๐ป๐ฒ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฒ๐น๐ ๐ง๐๐๐๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐๐ก๐๐ ๐
๐ช Tsy kivy fa niady, tsy nitsoaka fa nandresy!
๐ Tongava maro hanohana, satria miaraka aminareo no mitombo ny hery!โ
29/08/2025
๐ข ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐
: 01 Septambra 2025
๐: 12 ora tsy diso
๐: Kianja Makia Andohatampenaka
๐ Asaina manatrika avokoa ny mpikambana rehetra.
๐๐จ๐ฎ๐ซ๐๐: ๐๐ซ๐ฆ๐๐ง๐ ๐๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐
18/08/2025
๐๐จ๐ง๐ข๐ง๐๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐จ ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ ๐๐ญ๐จ๐ง๐ ๐๐ฆ๐๐จ๐ก๐ข๐๐๐ซ๐ข๐ค๐๐ฅ๐ฒ! ๐
Nandavo anโi ๐
๐๐๐ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐จ๐ฆ๐๐๐ญ๐จ taminโny isa 5 # 0 izahay.
Na izany aza, misaotra sy mankasitraka ny mpifanandrina taminโny fahafoizan-tena sy ny fanajana tao an-kianja. ๐
๐ Izany no nahafahanay miakatraka ho any
amin'ny ๐๐๐ฆ๐ข-๐
๐ข๐ง๐๐ฅ!๐
#๐๐ญ๐จ๐ง๐๐ฅ๐๐ฌ๐ฌ๐ฒ๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐
15/08/2025
๐ฅ๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐ โ 2๐ฬ๐ฆ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฅ
๐จ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ vs ๐
๐๐๐ โ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐จ๐๐๐ญ๐จ
๐
๐๐ฅ๐๐ก๐๐๐ฒ 17 ๐๐จ๐ ๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ 2025
โฐ 10h30
๐ก๏ธ?๐๐ข๐๐ง๐ฃ๐ ๐ฅ๐๐ฏ๐๐ฅ๐๐ฏ๐ ๐๐จ๐ง๐ ๐๐ซ๐ข๐ฏ๐จ
Ho avy ny fotoana lehibe! ๐
Ho ady goavana hiadiana toerana aminnys ๐ฌ๐๐ฆ๐ข-๐๐ข๐ง๐๐ฅ๐ ka mila ny herinao sy ny feonao hanandratra ny anaranโi ๐๐๐๐๐! ??๐๐ค
๐ฏ Tonga daholo isika hanohana, hiantso hoe:
"STOOOONEEE!!! Tsy resy fa mandresy!" ๐ฅ๐ฅ๐ฅ
05/08/2025
๐ฃ ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐
๐๐๐๐๐๐ โ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
Ry mpikambana sy mpankafy rehetra,
Aminโizao fotoana izao, misy lesoka lehibe mahazo ny ekipantsika โ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐ข๐ฌ๐ข๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐จ๐๐๐ก ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐ก๐๐ง๐ข๐ง๐. Vokatrโizany dia mihena tsikelikely ny vokatra sy ny fahavononanโny mpilalao tsirairay, ary tsapa miharihary fa very tanjaka sy firindrana isika eny an-kianja.
โก๏ธ ๐๐ฌ๐ฒ ๐๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ณ๐๐ค๐ ๐๐ญ๐๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐๐ข๐ซ๐๐ฒ r๐ซ๐๐ก๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐๐ซ๐ข๐ก๐๐ง๐ ๐ก๐๐ง๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ญ๐จ๐ญ๐ซ๐. Mila olona afaka mijoro ho mpitarika sy manome vina mazava ho an'ny ekipantsika isika.
Manasa izay mety hahavita sy vonona hitarika ny ekipantsika aminโny ๐๐๐ง๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐ญ๐๐ค๐ง๐ข๐ค๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ซ๐-๐ฆ๐จ๐ซ๐๐ฅ๐ฒ mba hanampy antsika hiverina amin'ny herintsika taloha.
๐ Tsy ho lavitra ny diany raha samy mandeha irery. Mila coach. Mila fifanarahana. Mila fanovana.
๐๐จ๐ค๐ ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ก๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ฒ, ๐ก๐ข๐ซ๐-๐ฆ๐ข๐ฌ๐๐ข๐ง๐, ๐๐ซ๐ฒ ๐ก๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ง๐ ๐๐๐ง๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฏ๐๐จ๐ฏ๐๐จ.
โNy firaisan-kina sy fitarihana no lakilen'ny fandresena.โ
๐๐ฏ ๐๐ญ๐จ๐ง๐ - ๐๐ฆ๐๐จ๐ก๐ข๐๐๐ซ๐ข๐ค๐๐ฅ๐ฒ
30/07/2025
Manentana ho an'ny club rugby XV Stone Ambohibarikely, momba ny ๐ค๐จ๐ญ๐ซ๐๐ง๐ sy ny ๐๐ข๐ฌ๐๐ข๐ฉ๐ฅ๐ข๐ง๐:
---
Ry mpilalao sy mpanohana ๐๐ฏ ๐ฌ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐๐ฆ๐๐จ๐ก๐ข๐๐๐ซ๐ข๐ค๐๐ฅ๐ฒ,
Tsarovy fa ny kotrona sy ny tsy fanarahana fitsipika dia manimba ny endriky ny ekipa sy ny fanatanjahantena. Rugby dia lalao misy fahaiza-manao, fanajana ary firaisankina. Koa andeha isika hanaja discipline, hanalavitra ny ady, ary haneho fomba fanao mendrika eny an-kianja sy ivelanโny kianja.
๐๐ฎ๐ ๐๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐๐๐ข๐ก๐๐ง๐, ๐๐ ๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐!
Aoka isika ho ohatra tsara ho anโny tanora sy ny mpiara-milalao.
๐๐ซ๐ฌ -๐ฉ๐ซ๐๐ฌ๐ข๐๐๐ง๐ญ : Faly ๐ด
15/07/2025
๐๐จ๐ง๐ ๐ฒ
2emรฉ ligne ๐....
๐๐๐ ๐ก๐๐ง๐ญ๐๐ง๐จ ๐ง๐๐ฆ๐๐ง๐ ๐ก๐ข๐๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ญ๐ฒ ๐ฉ๐๐ ๐ ๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ข๐ญ๐ฒ .๐
๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐ข๐ณ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฏ๐๐จ๐ฏ๐๐จ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐๐๐ง๐ฒ ๐ฅ๐๐ฅ๐๐จ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐๐ญ๐๐จ๐ง'๐ง๐ฒ STONE.
#๐๐ง๐ข๐จ๐ง๐๐๐ข๐ญ๐ฅ๐๐๐จ๐ซ๐๐