06/04/2025
ARAHABAINA MANOKANA NY GRAND MAITRE PIERRE MIZAEL RAKOTOARIJAONA amin' izao fitsingerenan' ny taonany anio 6 Avril 2025 izao . Mirary soa hatrany amin' ny adidy masina.
6 avril 1949 - 6 avril 2025 (76ans).
01/02/2025
Mitohy foana aloha ny travy atreto ! Kung fu waishi faravohitra , mandresy mandrakariva.
06/06/2024
ireo fihetsika 7 mandrindra ny fiainana aty amin' ny Kf Malagasy :
1) Manadio
2)Manetry tena
3)Marina
4)Mizara
5)Tsy mihemotra sahy
6)Mamelona
7)Tsy mikobana raha tsy kobanina.
03/06/2024
Sortie d' Ankafobe .
Misaotra an ' ilay mpahary nanome andro tsara sy voary mahafinaritra fa tena nanome hafaliana ny fiarahana ny alahady 2 / 06 / 24 . mankasitraka ny namana rehetra ihany ko 🙏🙏🙏. Mpikatroka Kf Malagasy waishi Mandresy mandrakariva 💪💪💪.
17/04/2024
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jean Erman, Princy Kabasy, Randrianarison W***y, Tahina Nandrasana Oliver, Mandrava Kevine, Nïcolas Nicö, Bōutø MSaîną, Maharavo Tsiresy, Princy Mickael Ralalanirina, Tahina Sä Ntä Trä, Falinantenaina Ran, Nico Rzf, Heritina Nïaïna, Andrianjara Ismael, Ranaivoson Jessé Jessé, Millson Maître, Tsiory Wz, Toky Kely, Mihanoka NY Nofy
15/04/2024
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Teddy Steven, Ton Saiah Andianatenaina, Jahckhôm Lkh, Mandrindraniaina Tiana Santatra, Njiva Ratsimbazafy, Hãjãniãinã Diãry, El'ytan Rfa, Heriniaina Cyprien, Tendry Tsiky, Natuora F'am, Andry Rakotonirina, Tsilavina Tsila