Mpankafy football amateur

Mpankafy football amateur

Share

TOURNOI FOOT A 7
23 AVRIL 2023 SPENTANA BY PASS

Photos from Mpankafy football amateur's post 23/04/2023

Tontosa soa aman tsara ny Tournoi 2eme edition ,isaorana ireo mpandray anjara rehetra tsy ankanavaka
Nahazo ny laharana voalohany ny ekipa Universal , miarahaba azy ireo
Ny laharana faharoa kosa dia jy FC Palais,
Misaotra ireo rehetra niara niasa
Amin''ny andiany manaraka indray
Falimanana Ratsimandefiitra, Teddy Niaintsoa, Balou balo

Photos from Mpankafy football amateur's post 19/04/2023

Toy izao indray fandaharan dalao ,
Mila tonga ora 1 mialoha ny mpandray anjara , tsy adino ny borderau misy anarana sy sariny ekipa azafady indrindra
Falimanana Ratsimandefiitra,Teddy Niaintsoa ,Balou balou

19/04/2023

Ho antsika rehetra mpandray anjara , toy izao ary ny poules rehetra
Tournoi 2 eme Edition Spentana by pass ,ny 23 Avril zao
avec Falimanana Ratsimandefiitra ,Teddy Niaintsoa,Balou balo

03/04/2023

vonjivonjeo fa efa maro ny nanoratra anarana ka vitsivitsy sisa ny toerana ho an'ireo izy mbola maniry ny handray anjara!

tahaka ny andiany voalohany dia 4 hatrany no anaty poule iray ary roa no miakatra amin'ny ampavalon-dalana

raha toa ka mbola mila fanazavana fanampiny ianareo dia hasaina hiditra amin'ny hafatra miafina na hiantso ny laharana efa eo amin'ny affiche!!

12/03/2023

Tahaka nampanantenaina hatramizay , dia tonga indray ary ity , ny 2eme edition
Tournoi Defi des grands
Mampanantena endrika tsara kokoa noho ny andiany voalohany ary izahay ,ka entano ny namana , fandriho toerana , fandriho ny date
Ndao ary e
Teddy Niaintsoa , Balou Balou Falimanana Ratsimandefitra

Photos from Mpankafy football amateur's post 28/11/2022
28/11/2022

Tontonsa soa aman tsara n'y andiany voalohany Tournoi Défi des Grands
Maneho fisaorana an'ireo ekipa rehetra nandray anjara , misaotra n'y mpijery , misaotra n'y mpilalao rehetra
Misaotra n'y ekipa nikarakara
Misaotra , Mankasitraka ,Mankatelina nanohana n'y antsonay , Mankasitraka e ♥️avec Falimanana Ratsimandefiitra,Teddy Niaintsoa, Balou Balou

26/11/2022

Manomboka 9h30 n'y lalaontsika ka hiangaviana mba ho avy adiny Ray mialoha daholo azafady ndrindra !!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101