17/07/2022
Relevé KUNG-FU CLUB DE TSIMBAZAZA siège Andavamamba
Mpirahalahy,mpianadahy,mpirahavavy
==> Mifakatia
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kung Fu Club de Tsimbazaza siège Andavamamba, Sport & recreation, Andavamamba, Antananarivo.
17/07/2022
Relevé KUNG-FU CLUB DE TSIMBAZAZA siège Andavamamba
Mpirahalahy,mpianadahy,mpirahavavy
==> Mifakatia
07/07/2022
NY FITIAVANA
Mandefitra rehetra,
Mino zavatra rehetra,
manantena zavatra rehetra,
Maharitra zavatra rehetra
KUNG-FU CLUB DE TSIMBAZAZA
23/06/2022
Nampiray,nampitambatra,ny kung fu nampetrak i Grand maître Pierre Mizaël
Kung-fu club de tsimbazaza siège Andavamamba
19/06/2022
Na Dia KELY indrindra aza no niandohany Dia ho lehibe no hiafarany 💗
Mandresy mandrakariva
06/06/2022
Miarahaba antsika rehetra mpikambana ao amin ny Kung-fu club de tsimbazaza siège Andavamamba fa tanteraka ilay Sortie na fivoahana izay ho atao any ambatodradama ny 19 juin 2022 ka anasana antsika rehetra
Ka toy izao fadaminana
-5000ar frais aller retour (mandeha spécial)
-mitodra sakafo atoandro (tsy misy kisoa)
-mitodra akanjo (misy ny kotrana)
Ka hoanizay hadeha Dia aoka hanoratra anarana any @ sisook kevin
Mirary SOA hoantsika rehetra
23/05/2022
No comment.
19/05/2022
tantara GM IP MAN
Teraka tamin'ny 6 Novambra 1893 tao Foshan(chine), ny Grand Master Ip Man dia nanomboka nianatra ny haiady Wing Chun izy tamin'ny faha-13 taonany, izay niarahany tamin'i Master Chan Wah Shun, avy eo dia niaraka tamin'ny mpianatr 'i GH CHUNG SOK izay mpiandraikitra ny haiady wing chun.
Nankany Hong Kong izy hianatra tao amin'ny St College's College i Ip Man tamin'ny 16 taona, ary nihaona tamin'i Master Leung Bik, iray amin'ny zanaky ny Grand Master Leung Jan. Hanohy ny fiofanana miaraka aminy izy avy eo, ary niverina tany Foshan izy tamin'ny faha-24 taonany, niaraka amin'ireo ambaratonga ara-teknika avo kokoa noho ny mpiara-dia taminy taloha amin'ny fampiofanana.
Niverina tany Hong Kong i Ip Man avy eo, ary nanokatra ny fianarana voalohany Ving Tsun tao tamin'ny 1950. Izy dia 57 taona tamin'izay. Ny mpianatra voalohany dia, anisan'izany i Leung Sheung sy Lok Yiu.
Nanatevin-daharana ny sekolin'i Ip Man tamin'ny taona 1954 i Wong Shun Leung, nifanatrika taminy tamin'ny ady ary tena nanaitra ny talenta ananan'ny lehilahy tamin'io vanim-potoana io izy.
Tamin'ny 1956, Bruce Lee dia nanomboka nianatra tao amin'ny Ip Man sy Wong Shun Leung tamin'ny 1957, talohan'ny nandehanany nankany Etazonia tamin'ny 1962.
Tamin'ny 1964, Ip Man, 71 taona avy eo, nahita ny mpianatra nanokatra sekoly sy nanohy namorona ny Ving Tsun, dia nanapa-kevitra ny hisintaka tsikelikely amin'ny fampianarana, afa-tsy lesona irery ihany sisa no ahitsiny.
Nodimandry tamin'ny 1972 i Grandmaster Ip Man, tamin'ny faha-79 taonany, rehefa avy nampianatra 22 taona tao Hong Kong dia nampiofana mpianatra mahay talenta ary nanampy tamin'ny fampiroboroboana ny Ving Tsun manerana an'izao tontolo izao.
10/05/2022
Ny hery tsy mahaleo ny fanahy
08/04/2022
01/04/2022
Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra vaovao ato du club de tsimbazaza siège Andavamamba
Mandray ny ankizy/tanora/olodehibe
Ny Ora fikotranana
Sabotsy:15h30-17h30
Alahady:14h-17h
30/03/2022
Relève de kfct
30/03/2022
Mampiray,mampitambatra, mampifakatia
Ny kung fu wisa mandresy mandrakariva