21/12/2025
🇲🇬 Vaovao Fc A.Tana 102 hoan'ny U06-U08-U10-U13-U15-U17- Ray aman-dReny, manao Lalao Ara-piralahiana eny @ 🏟️ Kianja ny 📅Talata 23/12/2025 hoavy izao, manomboka @ ⌚10ora Maraina, Lalao izay ihaonana @ 🆚 Az formation
--------------------------------------------------------------
🇪🇦 Noticias Fc A.Tana 102 para U06-U08-U10-U13-U15-U17- Padres, jugando un partido amistoso en el 🏟️ el 📅Martes 23/12/2025, a partir de las ⌚10a.m, Partido en el que os encontraréis con 🆚 Az formation
04/06/2025
🙏⚽ Fiverenana ambony Kianja 🏟️
👊 Match Amical, Match de préparation et Test 👊⚽
🗓️ Jeudi 05/06/2025
⏲️ 13h:00
🏟️ Kianja Maintso Bevalala
🆚
❤️
25/12/2024
🥳🌲Joyeux Noël à vous tous 🌲🥳
❤️⚽
12/12/2024
⚽🎉 Programme ho an'ireo Katita Kely hamaranana ny Taona 2024🦋
❤️U06-U08-U10-U13-U15❤️
Ny Taona no hifarana fa ny Lalatsika mitohy foana👏🙏
🦋Ny Zoma 28/12/2024 ho avy izao dia misy "Match Amical" entina amaranana ity Taona ity💎
🏟️ Izay ho tanElgeco Plus Stadium Stadium Stadium manomboka @ 08ora Maraina
🆚 Ny Lalao dia hionatsika @ As Taninketsa Tanjombato ary Hiavaka ny Lalao satria dia hisy ny fampifaliana ireo Ray Aman-dRenin'ny Mpilalao izay tonga hijery ny Lalao
❤️
01/12/2024
⚽ Vaovao mahakasika ilay Final anio Alahady 01/12/2024🐂
Izay nihaonana t@ ny ⚽
Tsy vita hatramin'ny farany ilay Final noho ny Olana niseo teo@ Terrain, ka mbola tsy misy ny Vokatra noho izany 👊
Isaorana ireo rehetra izay tonga nanohana🙏 misaotra fa zava-dehibe ny vitanareo💪
Mifameno isika🦋
Mankasitraka Atsika rehetra👏
🖤🤍❤️ Mainty-Fotsy-Mena❤️🤍🖤
❤️
25/11/2024
🙏🏆 GRANDE-FINALE COUPE OMBY🐂⚽
🏟️ Terrain Magro Tanjombato ⚽
📆 Le Dimanche 01/12/2024💪
⏲️ 13h:30min🏆
🆚 Zamalek_Tanjombato
❤️
12/11/2024
⚽ Programme Fc A.Tana 102:🙏
⚽Demi-finale Coupe 🐂
🏟️ Magro Tanjombato
📆 17/11/2024
⏲️ 08h:00
🆚 O.C.A Ankadinandriana
❤️
05/11/2024
⚽🐂 Programme Fc A.Tana 102🤍❤️
💪1/4 de Final Coupe Omby 🐂
📆 Dimanche 10/11/2024
⏲️ 14h:00
🏟️ Foot à 11 Magro Tanjombato
🆚
❤️
22/10/2024
Programme Fc A.Tana 102:☺️
🐂8ème de Final⚽
🏟️ Foot à 11 Magro Tanjombato
📆 Dimanche 27/10/2024
⏲️ 12:00
🆚 Soanierana
❤️
01/10/2024
Vaovao Fc A.Tana 102: miverina mikotrana amin'izay ny rehetra, kah toy izao ny Programme ho an'ny lehibe⚽:
Alarobia sy Alakamisy misy Kotrana eo Ankadivory 💪
Ny Lera tsy miova fa am3 Ora Tolak'andro hatrany 🙏
Samy mifampilaza ny rehetra ☺️
❤️
20/09/2024
⚽Fandaharam-potoana ho an'ny Ankizy Mandinika😊
👏 Miverina mikorotana @ Fotoana toin'ny mahazatra @ izay ny U06-U08-U10-U13-U15❤️
📆 Asabotsy 21/04/2024
⏲️ 08ora Maraina
🏟️ Foot à 7 Ankadivory
❤️
18/09/2024
🙏Ela2 tsy tazana, ela2 tsy eno, ela2 tsy hita ⚽
Teo ihany fa tsy niseo😁 fa indro manomboka anio de witatsika eto foana indray👏
Programme Fc A.Tana 102
📆 Alahady 22/09/2024
⏲️ 08h:00
🏟️ Magro Tanjombato