12/04/2022
Mampahafantatra antsika fa ao anatin'ny fikarakarana ny Coupe de Madagascar 2022 « TELMA COUPE de MADAGASCAR » isika izao.
Misokatra ho an’ny Clubs rehetra tsy ankanavaka manerana ny Nosy ny fifaninanana karakarain’ny FMF sy ny TELMA.
Mandray antsika ny FMF eto Isoraka Antananarivo na [email protected] amin'ireo fanazavana fanampiny rehetra ilaina.
01/04/2022
⚽ ASSEEMBLEE GENERALE ORDINAIRE ⚽
Tanteraka tamin'ny Alakamisy faha 31 Martsa 2022 t@ 9 ora sy 30 minitra, tao @ tranobe fivoriana tao @ lapam-panatanjahantena MAHAMASINA ny fivoriambe ara-potoana (AGO) nataon'ny FMF. Tonga avokoa ny akamaroan'ireo Filohan'ny LIGUES rehetra 21/22, ary nankatoavin'ireto farany avokoa ny ankamaroan'ny volavolan-kevitra, indrindra ny fanatsarana ny fitantanana, izay natolotra tao, arak’izany.
Dia nahazo quitus ireo Comité exécutif mitantana ny FMF , ary hampanjaka ny fangaraharana @ lafiny rehetra indrindra ny ara-bola, izany fivoriana izany dia nifarana t@ 3 ora tolakandro… ary nivoaka t@ endrika feno tsikitsiky izay manamarika ny FIHAVANANA, FIFANKATIAVANA, FIRAISANKINA daholo ny mpivory rehetra.
28/03/2022
🔴 FILAZANA🔴
Ho antsika mpankafy baolina kitra ⚽. Misokatra ho an'ny rehetra ny « Centre de Formation Technique » eny Carion.
Raha mila fanazavana fanampiny, aza misalasala manatona ny Foiben’ny Fédération Malagasy de Football (FMF) ety Isoraka Antananarivo.
email : fmf-at-moov.mg
09/02/2022
📣📣📣 ALERTE RECRUTEMENT
• L’Entraîneur de l’équipe nationale masculine A (BAREA),
• L’Entraîneur national équipe CHAN, COSAFA et UFFOI,
• L’Entraîneur national équipe féminine,
• L’Entraîneur national équipe Beach soccer,
• L’Entraîneur national équipe U17.
Dossiers de candidatures à envoyer au plus t**d le 20 février 2022 à 16 heures .
09/02/2022
📣📣📣 ALERTE RECRUTEMENT
La FMF recherche son Directeur Technique National (DTN)
Plus de détails sur l'image ⬇ ⬇ ⬇