24/08/2026
📣 ANNONCE 📣 MISOKATRA FOANA NY SALLE FA « PAUSE » KELY VETIVETY NY PUBLICATIONS 😉
Hiataka kely aloha izahay andro vitsivitsy
[ Zavatra hilaina zany amin’ny fiainana ✨ ]
Fa kosa ny salle dia misokatra normal
Ny ekipa ato foana vonona ny andray
Any ireo izay tsy miandry fidirana amin’ny septembre
Vao hanomboka sy androso 💪🏼
Dia raha pause ⏯️ kely ny eto amin’ny pejy
✅ Mandeha foana ihany nefa ny MP
Ka afaka manoratra ao foana nareo 😉
PS : Tadidio ilay teninay tato ato
« C’est OK de faire des pauses »
Et puis de toutes les façons,
Ilay mpaka vidéo 🎬 anay aza lasa any Foulpointe
Manangeza kibo any indray no ataony
Dia aleo pause mihitsy aloha e 😜
👋🏼 Enjana
Masaka ianao rehefa tafaverina 🙄
, 𝐿𝑒 𝑠𝑝𝑜𝑟𝑡 𝑑𝑖𝑓𝑓𝑒́𝑟𝑒𝑚𝑚𝑒𝑛𝑡 🌸
📲 034 14 990 90
✨
14/08/2026
07/08/2026