Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Rakotonjanahary Setra, Angelo Nomenjanahary, Fsahi Openda, ʚʆʚ Layane, Rähyãñ Sãkhä, Rakotonirina Vezoo, Manda ʚʬɞ
SFA 105 - Section Football Ambohidratrimo
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SFA 105 - Section Football Ambohidratrimo, Sport & recreation, Ambohidratrimo 105, Antananarivo.
27/12/2023
Final D2 Lehilahy 2023 :
Manasa ny rehetra ary indrindra ny Filohan'ny Klioba rehetra ato amin'ny SFA 105 hanome vononahitra ity lalao famaranana ity.
21/12/2023
Fandaharan-dalao ny 23 sy 24 Desambra 2023
29/11/2023
Niarahaba sy nirary soa ny Filohan'ny Fédération Malagasy du Football vaovao Atoa RANDRIAMANAMPISOA Alfred ny Ligin'ny baolina kitra eto Analamanga notarihan'ny Filohany RAKOTOARIMANANA Henintsoa notronin'ireo Filohana Section miisa 5 sy filohana klioba maro. Niarahaba sy nisaotra ny Ligin'Analamanga ny filohan'ny FMF ary nanamafy fa hisy fiaraha-miasa matotra eo amin'ny roa tonta sy ireo Ligim-paritra 22. Rehefa izany dia namariparitra izay ho laharam-pahamehana indrindra ny hiatrehan'i BAREA ny coupe du monde 2026 ny Filohan'ny FMF.
13/08/2023
20/07/2023
Fanambarana ofisialy avy amin'ny FEDERATION MALAGASY DE FOOTBALL :
ny lisitra tarihin'Atoa RANDRIANAIVOARIVONY Jeannot no hitantana ny SFA105 mandritra ny 4 taona.
19/07/2023
🏆🏆 CHAMPIONNAT 2023 🏆🏆 :
Fandaharan-dalao ny Sabotsy 22 sy Alahady 23 Jolay 2023.
Marihina fa ora iray alohan'ny ora voasoratra ny fahantongavana
13/07/2023
🏆🏆 CHAMPIONNAT 2023 🏆🏆 :
Fandaharan-dalao ny Sabotsy 15 sy Alahady 16 Jolay 2023.
Marihina fa ora iray alohan'ny ora voasoratra ny fahantongavana
29/06/2023
FIFIDIANANA 2023 - SFA 105
Araka ny navoakan'ny Féderation Malagasy de Football dia any amin'ny FMF avy hatrany no mandefa mailaka amin'ny [email protected] sy ny [email protected] ho an'ireo manana "Recours". Marihina fa ao amin'ny siteweb an'ny FMF "https://fmf.mg/elections-fmf/" daholo no mivoaka ny vaovao momba ny fifidianana rehetra ary ny COMMISSION ELECTORALE NATIONALE ihany no tomponandraikitra momba ny fifidianana.
28/06/2023
FIFIDIANANA 2023 - SFA 105
Araky ny navoakan'ny Féderation Malagasy de Football dia ireto manaraka ireto ny lisitry ny Candidats sy ny mpifidy
17/06/2023
FANDAHARAN-DALAO NY ALAHADY 18 JONA 2023 :
🚩🚩KIANJA BASE IVATO :
1) 07H00 D2 Masculin : AS CROISE # CFTFC
2) 09H00 U17 Masculin : ANKOALA # JET TANA
3) 11H00 D2 Masculin : 3AFC # RAILOVY
4) 13H00 D2 Masculin : JSCA # AJSM
01/06/2023
FANDAHARAN-DALAO NY ALAHADY 04 JONA 2023 :
🚩🚩KIANJA DON BOSCO IVATO :
1) 07H00 D2 Masculin : HCSA # AMFP
2) 09H00 U17 Masculin : FC MIARA-MIRONA # OZAMI FC
3) 11H00 D2 Masculin : JET TANA # ADVAN
🚩🚩KIANJA BASE IVATO :
1) 07H00 U17 Masculin : B102 # BLACK SCORPION
2) 09H00 D2 Masculin : RELEVE MS # AS ANDRIAFO
3) 11H00 U17 Masculin : AS ANDRIAFO # MPANJAKA KIDS
4) 13H00 D2 Masculin : TANINKETSA # ASCPI
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ambohidratrimo 105
Antananarivo