Romy Art ofisialy MC Animateur professionnel

Romy Art ofisialy MC Animateur professionnel

Share

MAÎTRE DE CÉRÉMONIE / ANIMATEUR COACH DE DANSE COACH FITNESS ORCHESTRE / SONORISATION/ LUMIÈRES EFFET SPÉCIAUX DJ
Contact ☎️ 0348999502 Romy Art 🎤

13/08/2026

🔥 ANIMATION PRIVÉE – FAHAFINARITANA TSY HAY HADINO! 🔥
Mitady animateur professionnel hampientanentana ny lanonana privé-nao ve ianao? 🎤🎶💃
✨ Ambiance mafana
😂 Fialamboly sy jeux
🎶 Musique & danse
🔥 Animation adaptée amin’ny olona rehetra
💯 Fety feno énergie sy fahafinaretana!
Aza avela ho fety tsotra fotsiny… ataovy fety mbola horesahina ela! 😍🔥
📲 Réservation / Contact : 0348999502
Romy Art officiel – Animation professionnelle 🎤✨

12/08/2026

🔥💃 NY DIHY = AMBIANCE + SPORT + FIALAM-BOLY! 🕺🔥
Tsy fanatanjahan-tena fotsiny ny Zumba… fa fotoana hifaliana, handihizana ary hamoahana stress! 😍🔥
🎶 Mozika mafana
💃 Dihy mampihetsi-po
💪 Vatana miasa
😂 Fihomehezana sy ambiance
❤️ Ary indrindra… FIFALIANA!
👉 Aza mijery fotsiny fa midira miaraka aminay! 😜
Rehefa manomboka ny musique dia… TSY MISY OLONA MIJANONA! 🔥🔥🔥
💥 DIHY — ANDAO HANDEHA, HANDEHA, HANDEHA! 💃🕺
📩 Raha te hiaraka aminay ianao, mandefasa MP.
#

09/08/2026

Matokia an’i Jehovah amin’ny fonao rehetra, fa aza miankina amin’ny fahalalanao.”
— Ohabolana 3:5
🌿
✨ Amin’ity Alahady ity, apetraho eo am-pelatanan’i Jehovah ny ahiahinao, ny nofinao ary ny olanao.
Ny zavatra tsy hainao fehezina, avelao ho tantanany. 🙏
❤️ Mirary Alahady feno fitahiana, fiadanana ary fanantenana ho antsika rehetra!

07/08/2026

🎤💍 Tsy lanonana fotsiny ny mariazy... fa fahatsiarovana hijanona mandrakizay! ❤️
Rehefa tonga ny fotoana lehibe dia avelao izahay hamelona ny lanonanao amin'ny animation matihanina, danse ouverture, ary ambiance tsy hay hadinoina.
😍 Raha tianao ny vidéo dia asio ❤️, ary lazao amin'ny commentaire hoe: "Izaho koa mila an'izao amin'ny mariaziko!"
📩 Misokatra ny réservation. Alefaso message dieny izao mba hamandrika ny datinao, sao efa lasan'olona!

05/08/2026

🎉 MANANA LANONANA VE IANAO? ATAOVY HO MIAVAKA! 🎉
💍 Mariage
👶 Baptême
🎂 Anniversaire
🎉 Fiançailles
🎊 Événement privé sy lanonana rehetra
✨ Tsy vitan'ny hoe manentana fotsiny izahay, fa mamorona ambiance tsy hay hadinoina!
🎤 MC & Animation Professionnelle
💃 Danse ouverture mariage sy entrée salle manaitra
🎶 Lalao sy animation mampifaly ny vahiny rehetra
📋 Fandrindrana ny lanonana am-pahaizana sy am-pitiavana
💖 Ny fahafaham-ponao no laharam-pahamehanay. Ny tsikin'ny vahiny no fahombiazanay.
📅 Mamandrika mialoha ny datinao, satria voafetra ny fotoana malalaka!
📞 Antsoy na alefaso hafatra izahay dieny izao.
🎤 ROMY ART – MC Animateur Professionnel | Chorégraphe | Coach Danse
✨ "Ny lanonanao... ataonay ho fotoana tsy hay hadinoina!" ❤️🎉

02/08/2026

🌿 Mirary Alahady sambatra! 🌿
feno fiadanana sy fitahian'ny Tompo ho antsika ,rehetra hampitombo ny finoana, ary hameno fifaliana ny fontsika.
📖 "Ity no andro nataon'i Jehovah; hifaly sy hiravoravo amin'izao isika."
— Salamo 118:24
Mirary mba ho eo aminao sy ny ankohonanao mandrakariva ny fitiavan'Andriamanitra. Alahady sambatra ary, ho tahin'ny Tompo! 🙏❤️

01/08/2026

Vita ny anio misaotra 🙏 fona mahatoky
Tafiaraka tamy reto zouki b n'y mozika reto androany
LÔLÔ sy ny TARINY ✨

01/08/2026

TONGASOA NY VOLANA AOÛT
ANIMATION 1 AOÛT ESPACE ROSE
SATARINA @ ATY LANONANA MIANJA TY NY VOLANA VAOVAO
ROMY ART OFISIALY

28/07/2026

✨💍 Challenge kely! 💍✨

Raha hanambady ianao, sahy ve hanao ouverture mariage hahagaga ny vahiny? 😍💃🕺

Izahay no hanampy anareo hamorona dihy kanto sy tsy hay hadinoina ho an'ilay andro lehibe. ❤️

📩 Misorata anarana dieny izao!

👇 Tag-o ilay olona hiaraka handihizanao amin'ny mariazy! 💕

27/07/2026

💍😂 Ry mpifankatia, aza miandry ny DJ no hampianatra anareo handihy amin'ny andro mariazy an!
Sao dia ny ampakarina no mandingana ny tongotry ny mpampakatra... dia lasa ny vahiny no mihomehy fa tsy mitomany am-pifaliana! 😅❤️
💃 Izahay no hampianatra anareo: ✨ Danse ouverture mariage ✨ Danse entrée en salle ✨ Chorégraphie tsotra, romantique ary kanto
Ataovy ilay fotoana voalohany hiarahanareo mandihy ho fahatsiarovana tsy hohadinoina... fa tsy ho "fail" be eo imason'ny vahiny! 😂🥰
📲 Réservation ouverte izao! WhatsApp: 034 899 9502

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo