Mamyrael Photojournalist

Mamyrael Photojournalist

Share

Mamyrael Photojournalist – Capturing real stories, events, and powerful moments from Madagascar and beyond through authentic and impactful images.

Follow for news, culture, and society in pictures.

03/08/2026

Ny Compagnie Disaraga nandritra ny fampisehoana dihy tamin’ny lanonana famaranana ny Festival Adabolatsaka, izay notanterahina teo amin’ny Parvis Hôtel de Ville Analakely.

Fotoana iray nanehoana ny hakanton’ny dihy sy ny haren’ny kolontsaina malagasy, niaraka tamin’ny fandraisan’anjaran’ireo mpandihy sy ny hafanam-pon’ny mpijery.

📍 Parvis Hôtel de Ville Analakely
📅 Famaranana ny Festival Adabolatsaka 2026

📷 © Mamyrael Photojournalist

01/08/2026

Ricky nijery olombelo Ricky ve?

Photos from Mira Photo's post 31/07/2026

Tamberina kely ny zava-niseho omaly ary o!

30/07/2026

📢 JIRAMA o!

Sao mba azo hakisaka kely ity poteau iray ity mba hahafahan’ny mpampiasa lalana mandalo am-pilaminana.

📍 Eo amin’ny lalana mankany Ivato no misy azy, miala kely ilay building voalaza fa hatao tranon’ny mpianatra, eo alohany kely.

Maro ny mpamily fiara, moto, bisikileta ary ny mpandeha an-tongotra no mampiasa io lalana io isan’andro. Raha azo ahitsy kely ny toerana misy ilay poteau dia hanampy amin’ny fanatsarana ny fivezivezena sy ny fisorohana ny lozam-pifamoivoizana.

Manantena ny fandraisanareo andraikitra izahay. Misaotra mialoha.

29/07/2026

⚠️ Mila mitandrina foana rehefa mampiasa lalana.
Na maika aza, dia aoka tsy hohadinoina fa ny aina no voalohany. Tsy ny mpamily fiara ihany no tompon’andraikitra amin’ny fiarovana eny an-dalana, fa ny mpitaingina moto, ny mpandeha an-tongotra ary ny mpitaingina bisikileta koa.
Ny fahalalana sy fanajana ny Code de la Route dia manampy betsaka amin’ny fisorohana ny lozam-pifamoivoizana. Ny fanajana ny hafa, ny famantarana eny an-dalana, ny hafainganam-pandeha voafetra ary ny fitandremana dia mety hamonjy aina.
Tadidio: Aleo tara kely tonga, toy izay tsy tonga intsony.

Photos from Mamyrael Photojournalist's post 29/07/2026

Misy kozy kely ho lazaiko anareo mpankafia sary.Rahampitso alakamisy hariva ilay fotoana ihaonana amin’i Mamy Nirina Razafindrakoto . Jeudi 30 juillet 2026 à 19h au Badass 𝗠𝗢𝗧𝗢𝗥𝗖𝗬𝗖𝗟𝗘 𝗖𝗢𝗠𝗠𝗨𝗡𝗜𝗧𝗬 (Andranobevava) pour Kozy Sary.
​Au programme :
​📸 Les travaux de TangalaMamy et d'autres facettes de sa vie (à découvrir)
​🗣️ Des échanges et de la bonne humeur
​🍹 À boire et à manger pour passer un bon moment ensemble
📀 Un After Kozy Sary sur le set Electro lunaire de DJ MA
​Venez comme vous êtes, on va être bien ! La soirée promet d'être vibrante. En attendant portez vous bien 🤗
À très vite ! 🚀
https://maps.app.goo.gl/HysLvJ9Pc24924N96?g_st=aw

24/07/2026

MPIANDRY📍 Parvis Hôtel de Ville Analakely | Ny atoandro teo!

21/07/2026

⚠️ Fampitandremana ho an’ny mpampiasa lalana. Efa ela no misy io engin de chantier io mijanona eo amin’ilay lalana vao namboarina eo ampitan’ny Village Artisanale. Satria maizina ny lokony ary tsy misy jiro mirehitra intsony moa aminy iny lalana iny dia tena sarotra hita amin’ny alina ka mety hiteraka fifandonana. Mba mandehana moramora ary mitandrema rehefa mandalo, indrindra amin’ny alina.

Photos from Mamyrael Photojournalist's post 20/07/2026

✨ GRAND SPECTACLE 2026 – ALL DC FAMILY ✨
ALL DC Ivato, aux côtés de toutes les sections ALL DC, était présent au Grand Spectacle 2026 de l’école de danse urbaine ALL DC, organisé à Havoria Anosy.
Une journée exceptionnelle mettant à l’honneur le talent, la créativité et l’énergie des danseurs à travers des performances de Dancehall, Afro Dance. Félicitations à tous les danseurs, aux coachs, aux organisateurs ainsi qu’aux familles pour la réussite de ce magnifique spectacle.

19/07/2026

Tsy olo-malaza indray no nandeha tamin’ny tapis rouge, fa ity fiara ity!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
105