26/05/2026
Délégation de la Jeunesse et des Sports Andramasina
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Délégation de la Jeunesse et des Sports Andramasina, Sport & recreation, ANDRAMASINA, Antananarivo.
26/05/2026
22/05/2026
Fikaonandohan'ny Tanora eto amin'ny Distrika Andramasina. Mitombo hatrany ny Kaominina mandray an-tanana sy miara-miasa amin'ny Tanora.
Kaominina Sabotsy Manjakavahoaka
Kaominina Fitsinjovana Bakaro
Kaominina Alatsinainy Bakaro
Kaominina Anjoma Faliarivo
Kaominina Tankafatra.
13/05/2026
🔥📢 FIKAONAN-DOHAN’NY TANORA 📢🔥
Ry tanora ato amin’ny Commune Anosibe Trimoloharano, fotoana izao hampiraisana hery sy hananganana fanavaozana ho an’ny fiarahamonintsika! 💪🌱
✨ Tongava maro hizara hevitra, hitondra soso-kevitra ary handray anjara amin’ny fampandrosoana ny commune.
Satria 👉 “Ny tanora miray hina no hery mampandroso ny ho avy mamiratra!” 🌟
📍 22 Mai 2026
🕐 Amin’ny 1 ora
🏛️ Tranom-pokonolona Anosibe
📍 23 Mai 2026
🕘 Amin’ny 9 ora maraina
🏫 CEG Angongodona
🎯 Fotoana hanehoana hevitra sy hanavaozana ny fiainam-pokonolona!
🤝 Aoka isika tanora ho loharanon-kery sy fanantenana ho an’ny commune.
📞 Mpikarakara :
☎️ 038 59 119 34
☎️ 034 46 002 43
0348442468
13/05/2026
📢🔥 ANTSO HO AN’NY TANORA REHETRA ! 🔥📢
Ry tanora ato amin’ny Commune Andramasina, fotoana lehibe izao hihaonantsika sy hifanakalozana hevitra ho an’ny fanavaozana sy fampandrosoana ny commune misy antsika. 💪🌱
✨ Tongava maro handray anjara amin’ny Fikaonan-dohan’ny Tanora
➡️ fotoana hanehoana hevitra, hitondrana soso-kevitra ary hananganana hoavy mamiratra miaraka.
💬 “Tanora miray hina, commune mandroso !”
🎯 Aoka isika tanora : ✅ ho loharanon-kevitra
✅ ho mpandray andraikitra
✅ ho hery manosika ny fanavaozana
📍 Tsy fotoana hijerena fotsiny izao fa fotoana HIHETSIHANA !
🤝 Ny fahatongavanao dia efa fandraisana anjara lehibe amin’ny fanatsarana ny fiarahamonina sy ny ho avintsika.
📞 Mpikarakara :
☎️ 032 51 005 58
☎️ 038 38 698 96
☎️ 034 48 535 27
13/05/2026
FAKANKEVITRY NY TANORA ETO ANALAMANGA.
Efa anatin'ny fanatanterahana ny Fakankevitra ny eny amin'ny Distrika.
Miaraka manatontosa izany ireo solontenam-panjakana toy ny Lehiben'ny Distrika, ireo Ben'ny tanàna, Lehiben'ny Fokontany, ny Filankevitra koaominalin'ny tanora, fikambana, ny zandarimariam-pirenena, Delegen'ny Boriborintany sy ireo Delegen'ny Tanora sy Fanatanjahantena.
Mbola miantso hatrany ireo tanora haneho hevitra.
Fanazavana fanampiny : 032 46 794 55 whatsapp.
11/05/2026
🌟📢 FIKAONAN-DOHAN’NY TANORA 📢🌟
🔥 Fotoana lehibe ho an’ny tanora eto amin’ny Commune Ambohimiadana izao !
🤝 Tongava maro hifanakalo hevitra, hizara traikefa ary handray anjara amin’ny fanavaozana ny commune misy antsika 💡🏡
🗣️ “Ny hevitry ny tanora no herin’ny fampandrosoana !” 🚀
📍 Toerana : Tranom-pokonolona Ambohimiadana
📅 Daty : Zoma 15 May 2026
⏰ Ora : 2 ora hariva
✨ Fotoana izao hanehoana ny hevitrao
✨ Hananganana fiaraha-mientana
✨ Hampandrosoana ny tanàna sy ny tanora 👥💚
🔥 Aza tara fa anjarantsika tanora no mandray andraikitra ! 🔥
📞 Mpikarakara :
☎️ 038 90 330 35
☎️ 034 48 535 27
🌱
🤝
🚀
💬
11/05/2026
📢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔: 𝗙𝗶𝘁𝗮𝗿𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗩𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝗷𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗲𝗻𝗮!
Ry vehivavy mpanao fanatanjahantena, ianareo no ho mpitarika rahampitso! 🇲🇬
Ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, miara-miasa amin'ny British School of Madagascar, dia manolotra fandaharanasa nasionaly ho anareo.
🌟 𝙉𝙖𝙝𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙝𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮 𝙖𝙣𝙟𝙖𝙧𝙖?
✅️Hahafantarana sy hampitomboana ny traikefa amin'ny fitarihana (leadership).
✅️Hahay hifandray sy hiteny imasom-bahoaka.
✅️Hiditra ao anatin'ny tambajotran'ireo vehivavy mpanao fanatanjahantena sangany.
📋 𝙄𝙧𝙚𝙤 𝙛𝙚𝙥𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙠𝙞𝙖𝙣𝙖
➡️ Vehivavy mpanao fanatanjahantena (20 taona no ho miakatra).
➡️ Manana haavo ara-panatanjahantena eo amin'ny sehatra federaly na nasionaly.
➡️ Vonona hampita traikefa sy hanofana.
📅 𝗙𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗿𝗮𝘁𝗮𝘀𝘆: 𝟭𝟬 𝗝𝗢𝗡𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟲
📩 Ireo antontan-taratasy alefa any amin'ny British School of Madagascar
➡️ Fanamarinana avy amin'ny Federasiona
➡️ CV ara-panatanjahantena (pejy 1)
➡️ Taratasy maneho fahavononana (lettre de motivation)
👉 Raha mila fanazavana fanampiny: jereo ny sary na manorata amin'ny 𝙗𝙨𝙢.𝙨𝙪𝙢𝙢𝙚𝙧𝙫𝙞𝙡𝙡𝙚@𝙜𝙢𝙖𝙞𝙡.𝙘𝙤𝙢
Andao hiara-hanorina ny hoavin'ny fanatanjahantena eto Madagasikara! 👊✨
11/05/2026
📢 𝗥𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮, 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗵𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻'𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮🇲🇬
🔔Ndao handray anjara mavitrika amin'ny Fikaonan-doham-pirenena ataon'ny Tanora ✨
30/04/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
ANDRAMASINA
Antananarivo