15/10/2025
๐ฉ๐ฉ๐ฉNy andro mafana no fotoana tsara indrindra hanombohana fanatanjahan-tena.
โจRehefa mihetsika ny vatanao dia ho hitanao fa mihatsara tsikelikely ny fahasalamanao
โ
Koa aza misalasala manantona anay eto Kifa's Gym fa vonona foana izahay hanome n'y tsara indrindra ho anao :)
03/10/2025
โโโ TSY MISOKATRA NY SALLE RAHAMPITSO SABOTSY 04 OCT โโโ
17/09/2025
Samy manana ny rythme-ny rehefa ato Kifa's Gym . Na dรฉbutant(e) ianao na efa avancรฉ(e), isaky ny mivoaka ato aminay ianao dia hitombo hery sy fahatokisa-tena bebe kokoa hatrany ๐ชโจ
๐ฏMisokatra isan'andro izahay an, du Lundi au samedi, @ 6h30 maraina ka hatr@ 7h hariva.
๐ฏCitรฉ des Jardins Mahamasina no misy anay, juste apitan'ny terrain de tennis-n'ny CFM (cercle franco-malgache)
27/05/2025
๐ฉ๐ฉ๐ฉ0๏ธโฃ3๏ธโฃ taona tsy niova ny tarifs ato Kifa's Gym , fa ny coaching kosa dia mihatsara hatrany..โบ๏ธโบ๏ธโบ๏ธ
20/05/2025
โโ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐โโ
Ny fitaizana vatana dia mila faharetana sy fihezahana.
โจ๐พ๐๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ฆ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ก๐ ๐๐๐, ๐๐ฆ ๐๐ง๐๐๐ ๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐'๐๐๐๐๐, ๐๐๐ฆ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ฆ ๐๐๐ฆ, ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฆ ๐๐๐๐ ๐ ๐โ๐๐๐ฆ @ ๐ผ๐๐๐ฆ ๐ก๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐ก๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐ ๐ค๐ค
๐๐๐ข๐ก๐ฆ๐ง๐๐ก๐๐ et ๐๐๐๐ฆ๐๐๐ฃ๐๐๐ก๐, ireo no lalana mitondra any @ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐. Aza adino ireo tarigetra ireo ry namana.... Ka na inona hidoana na inona hiatra dia....
๐ฏ๐ฏ๐ฏ ๐๐๐๐ข๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ @ ๐ผ๐๐๐ฆ ๐บ๐๐๐.
Izahay kosa eto foana, hanampy sy hanohana anao
โ
Misokatra isan'andro, Lundi ka hatr@ Samedi, maraina ka hatr@ 7h hariva
๐ฅ๐ฅ๐ฅKA ANDAO ARY ๐ฅ๐ฅ๐ฅ
03/04/2025
๐"๐๐๐ก๐ ๐ญ๐ ๐ก๐๐ง๐จ๐ฏ๐ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ง๐ ๐ ๐ฆ๐๐ง๐จ๐๐ข๐๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐๐จ ๐ข๐๐ง๐๐จ, ๐๐ข๐ ๐ฆ๐ข๐ฅ๐ ๐ฆ๐๐ง๐จ๐ฏ๐ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐๐ง๐๐จ ๐๐ฅ๐จ๐ก๐"
๐ฅ๐ฅ๐ฅNy kotrana dia sady fitaizana vatana no fitaizana saina. ๐ฏ๐ฏ๐ฏ
โ
Ary tena manova tanteraka ny fomba fihatrehanao io fiainanao io izany... โ๏ธFa kosa... mila maharitra ianao Raha te ahita vokatra.๐๐๐
๐ฏRaha te ahita fiovana, ezaho, tohizo, ary aza miala ! ๐ช๐ช๐ช
30/03/2025
๐จ๐จ๐จHeeeeey!!!!
Misokatra ny salle rahampitso 31 Mars @ ora mahazatra an, manomboka @ 6h30 maraina ka hatr@ 7h hariva ๐
24/03/2025
๐ช ๐๐ซ๐๐ค๐๐ซ๐๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐๐ข๐๐ฒ ๐๐ญ๐๐จ๐ง๐๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ณ๐จ๐ง๐๐จ ! ๐
Herintaona lasa izay, nandray fanapahan-kevitra ity tovolahy iray ity. Ary tsy nijanona nibanjina ny tanjona na dia maro aza ny fasahiranana tsy maintsy natrehana (fotoana, vola, aretina, asa aman-draharaha) - Tsy sakana ireny ๐ช
๐๐๐ฅ๐ฒ ๐๐ฉ๐ข๐๐ง๐ ๐ค๐๐ฅ๐ฒ ๐ง๐จ ๐ฅ๐๐ฌ๐ ๐๐๐ญ๐ฌ๐๐ค๐, ka izao ny vokatra hita taratra eny aminy, heritaona tato @ Kifa's gym. Tsy misy resaka proteine fa dia fitaizana vatana tsotra fotsiny ihany.
Ny tiako tenenina dia hoe aza miandry motivation, aza miandry fotoana sns, forcer-na io vao mety, ary tohizana foana.
๐๐ฒ ๐๐ข๐ฌ๐๐ข๐ฉ๐ฅ๐ข๐ง๐ ๐ง๐จ ๐ฆ๐ข๐ญ๐จ๐ง๐๐ซ๐ ๐ฆ๐๐ค๐๐ง๐ฒ @ ๐๐๐ก๐จ๐ฆ๐๐ข๐๐ณ๐๐ง๐ fa tsy ny motivation ๐ฅ
๐๐ญ๐๐จ๐ฏ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐๐ข๐๐ฒ ๐ฆ๐๐ญ๐ฒ, ๐ญ๐จ๐ก๐ข๐ณ๐จ, ๐๐ข๐ ๐ก๐จ ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐ฃ๐จ๐ง๐๐จ ๐ข๐๐ง๐๐จ ! ๐ช๐๏ธโโ๏ธ
Ary aza adino fa izahay eto @ Kifa's Gym vonona ny hanampy anao foana.
Misokatra isan'andro, du Lundi au Samedi, @ 6h30 Maraina ka hatr@ 7h hariva ๐
12/03/2025
๐๐ข๐๐ง๐๐จ ๐ก๐ข๐ฏ๐จ๐๐ค๐ ๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฏ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ค๐๐ง๐๐จ ? ๐๐๐
Tsy ny ๐๐๐
๐ fa ny ๐๐๐๐๐๐ no manova zavatra
Efa raikitra ny ๐๐๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฉ๐๐จ๐ฆ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ฉ๐๐ฉ๐๐ฒ๐ aty Kifa's Gym fa ianao sisa no andrasana ๐ฅ๐๏ธ๐๐คฉ
๐ Kifaโs Gym โ Mahamasina, apitan'ny terrain de tennis-n'ny CFM (Cercle Franco-Malgache)
06/03/2025
๐๐๐ฎ ๐บ๐ฎ๐๐ฎ๐ต๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ณ๐ฎ ๐๐๐ ๐บ๐ถ๐๐ ๐บ๐ถ๐ท๐ฒ๐ฟ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ!๐
Betsaka ny miahiahy hoe: "๐ผ๐ง๐โ๐ ๐๐๐๐๐ ๐ก๐ ๐ฆ ๐๐๐๐๐ก๐๐ ๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ก๐ ๐ฆ ๐๐๐ ๐๐๐ก๐โ๐๐ก๐๐ ๐ง๐ โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐๐๐๐, ๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐โ๐๐๐โ๐๐ง๐๐๐ฆ, ๐ง๐ ๐๐๐๐ก๐ ๐ฆ ๐ก๐ ๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐๐๐ก๐ ๐ฆ" ๐
โ
Hey, alaviro ny ahiahy fa tsy misy manam-potoana anaovana izany aty anaty salle... Tena kozy e ๐
โ
Ary aza adino fa ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐๐จ๐ง๐ ๐ ๐ฅ๐๐๐๐ญ๐ซ๐ ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐, fa ny anio kosa ataontsika tsara kokoa noho ny omaly ๐ฏ๐๏ธ๐ฅ
๐ ๐๐ญ๐จ๐ฆ๐๐จ๐ฒ @ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐๐ง๐๐ง๐๐ง๐๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐ฏ๐ข๐ญ๐๐ง๐๐จ
๐ ๐๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฃ๐๐ซ๐ข๐ฃ๐ฒ, ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐, ๐๐ ๐ฌ๐๐ฆ๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐๐ฅ๐๐ง๐ฒ, ๐ฌ๐๐ฆ๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐ฃ๐จ๐ง๐ฒ...
๐ฅFa kosa mifanohana sy mifanome courage...๐ฅ
โ
Izay ilay feeling kelinay ato @ Kifa's gym ๐
03/03/2025
๐๐ข๐ค๐ ๐ฌ๐๐ซ๐ฒ ๐ค๐๐ฅ๐ฒ ๐๐ญ๐๐ง๐๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฌ๐๐ซ๐ข๐ ๐๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐๐๐ฅ๐ ๐ธ
Tsara be kosa aloha ilay couleur e, any e?! ๐
โ
Fa Zao, ny kotrana zareo mila ๐๐ง๐ค๐๐๐ข๐ณ๐ข๐ง๐ a, atao anaty ๐๐ข๐๐๐ฅ๐ข๐๐ง๐ sy ๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ฒ, dia mahafinaritra foana ny fiainana ary vita moramora eny ny chocolat au lait ๐
๐๏ธโโ๏ธ๐ฅ Miaraka miezaka isika, mifampizara tsiky, mifanohana hatrany, Ary miaraka mi-kifa fiainana farak'izay zokiny ๐ฏ๐ฏ๐ฏ
Bonne semaine daholo ooooo โบ๏ธโบ๏ธโบ๏ธ