Vélo kintana

Vélo kintana

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vélo kintana, Sport & recreation, Antananarivo.

Tongasoa... ❤️
Mahazo manontany/ afaka tonga dia miantso ah📞😊
Vente vélo et pièces détachées occasion🚲
(enfant/adulte)

IINFOLINE : 038 97 172 40
038 76 741 71
037 61 852 46

Photos from Vélo kintana's post 28/03/2026

Bicyclettes bonne occasion🚲
Tonga dia réparation mandeha, sans devoir ‼️
Afa-po ianareo vao miala ...efa amin'ny sary ny description tsirairay 😚

Mp direct ou ☎️0389717240
Afaka manao livraison n'aiza n'aiza☺️

Photos from Vélo kintana's post 28/03/2026

Miarahaba ô🥰

Ireto mbola misy stock dispo ah... Efa amin'ny sary ny détails rehetra ☺️

Mp direct ou ☎️038 97 172 40

Photos from Vélo kintana's post 23/03/2026

♦️Ity misy Jante avant mirary ✅26pouce VTT
moyeu shimano parallax 36TROUS
Jante misy rivé double paroi made in belgium ✅
Mbola matevina tsara, moyeu misosa tsara👌
❗Tsy misaraka fa tonga dia mirary ❗tsy manakalo❗tsy misy arrière fa tokana😅

❗80000AR❗😅 NY PRIX MORA BE

038 87 143 04 raha mila fanazavana ☎️

Photos from Vélo kintana's post 23/03/2026

Vendu❗❗merci

SELLE ROYAL 🔥MADE IN ITALY🇮🇹

“Ride milay = selle tsara 🇮🇹🔥
confort tsy mampimenomenona 😌(malemy)
Na lavitra na akaiky, mbola mahazo aina foana 👌💯

❗❗50000ariary❗❗ izay aka azy

038 87 143 04 ☎️
037 61 852 46 ☎️

Photos from Vélo kintana's post 23/03/2026

Asintsika entana Bonne occassion indray aloh eh👌♥️

✅Moyeu cassette (k7) shimano ACERA avant arrière
✅36TROUS ny moyeu
✅Denture 7 vitesses (départ 11T)
✅Matanjaka & fiable
✅Occasion fa mbola top état (mbola tsy niasa teto)

❗❗Prix : 120000ar ❗❗fixe izay aka azy (paires)

Mp pour plus d'info ou☎️ 038 87 143 04
☎️ 037 61 852 46

Photos from Vélo kintana's post 19/03/2026

Izay ndray vao tonga ny arrivage guidon 🥰

🔥 Guidon carbone Ritchey WCS 🔥❗❗(vrai carbon)

Maivana be ✨, matanjaka 💪 ary manome style tena milay 😎
✔️ Mahitsy 72cm
✔️ Papillon 74cm
✔️ Finition madio sady manjelanjelatra
✔️ Prise en main stable tsara

💯 Tsy mitsahatra manolotra entana tsara kalitao ho anareo anie wa izahay e🔥♦️
Mp direct ou☎️ 038 87 143 04 ☎️037 61 852 46

Photos from Vélo kintana's post 18/03/2026

Mbola misy article vélo milay sy qualité ho an’izay mbola tsy nahazo 😏💯

🔥 Tsy miova ny kalitao
🔥 Mbola solide sy azo antoka
🔥 Maro no afa-po🥰

💥 Ho anareo izay mbola mikasa hanatsara na hanamboatra vélo, izao no fotoana

✔️ Safidy mbola misy
✔️ Vidiny mirary
✔️ Entana efa vonona alaina

⚠️ Stock sisa fa tsy miverina matetika! 1 isakiny article no dispo❗❗

📩 Inbox avy hatrany raha liana na☎️ 038 87 143 04 /☎️037 61 852 46
👉 Tongava maka dieny mbola misy… fa rehefa lany, lany 😏🔥
Mankasitraka 🤝❤️

Photos from Vélo kintana's post 17/03/2026

Tsy mitsahatra manolotra ny qualité avo lenta 🔥🥵

♦️Potence en semi carbone RITCHEY ♦️
✅Tube:31.8 (tube be standard)
✅Brillant tsara be, finition madio✨
✅Longueur 7cm et 6cm
✅Mafy/matanjaka 💪🏻
✅Qualité top (1er choix)

📩Mp ou ☎️038 87 143 04
☎️037 61 852 46

Photos from Vélo kintana's post 17/03/2026

Stock épuisé ❗❗vendu❗merci

Iray sisa ity anh❗

Détail kely fa izy no mitazona ny contrôle rehetra🤝🔥

✅Jeu de fourche roulement( jeu de direction)
✅Tube be standard (tsisy pas)
✅Matanjaka /maharitra
✅Stabilité + confiance rehefa mandeha

📩Mp ou 038 87 143 04 /037 61 852 46

Koa aza tara ary... Manao livraison koa izahay 👌

16/03/2026
Photos from Vélo kintana's post 16/03/2026

Tonga indray ny arrivage moyeu atsika anh😍

🔧 Moyeu roulement FASTACE qualité
Mandeha malefaka be, matanjaka ary maharitra.
Tonga lafatra ho an’izay te hanatsara ny performance-n’ny vélo-ny. 🚴‍♂️😏

✔️ Rotation malama
✔️ Solide sy fiable
✔️ Endrika madio sy tsara

📩 Disponible 32 TROUS ✅
36 TROUS ✅

MP OU 038 87 143 04/037 61 852 46 ☎️

Photos from Vélo kintana's post 14/03/2026

Stock épuisé ❗❗merci❗

Ampiakaro PERFORMANCE SY STYLE-N'NY VELO-NAO🔥🥵

Selle vélo carbon fiber KOCEVLO ❤️🤍
✅Maivana sady matanjaka
✅Design ergonomique mampiena ny tsindry rehefa mitaingina
✅Qualité top👌

Mp direct ou☎️ 038 87 143 04
☎️037 61 852 46

Izay tonga aloha no tompony e🥰...aza tara ary🫶🏼

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo