15/05/2026
✅ ENTRAÎNEMENT 16 Mai 2026 🔵⚪️🔵
🏟 havana 67 ha 🕰 6h30
⚪️🔵 categorie rehetra ⚽️⚽️⚽️⚽️
AAMI
Zay miaritra iany ny tafa
15/05/2026
✅ ENTRAÎNEMENT 16 Mai 2026 🔵⚪️🔵
🏟 havana 67 ha 🕰 6h30
⚪️🔵 categorie rehetra ⚽️⚽️⚽️⚽️
AAMI
07/05/2026
⚽️⚽️. ENTRAÎNEMENT 09 / 05 / 26 ⚽️⚽️
🏟 terrain havana 67 ha 🕰 6 h 30 🕰
✅ categorie rehetra 🔵⚪️🔵⚪️🔵⚪️🔵
AAMI
06/05/2026
Nohon’ny fahatongavany president Lalaina Nomenjanahary eto Madagascar 🇲🇬 dia tonga indray ny 3 ém édition BOLIDA’S TOURNAMENT ⚽️⚽️⚽️⚽️
📸 marihina fa misy fiarahana maka sary 📸
✅ MANASA ANTSIKA ÉCOLE DE FOOT ARY FA EFA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA ⚽️⚽️⚽️ aza tara fa voafetra ny toerana 🥰
25/04/2026
Vita iny aloha ny androany , raiso ny lesona 📖
ny ezaka mitoha foana ⚽️🙏🏼🥰
Amin ny heriny anio indray , etano namantsika
⚪️🔵⚪️🔵⚪️🔵⚪️🔵⚪️🔵⚪️🔵⚪️🔵☑️☑️
fans
AAMI
22/04/2026
🚨🚨 ENTRAÎNEMENT 25 avril 2026 🚨🚨
🏟🏟 havana 67 ha @ 6h30 maraina ⚽️⚽️⚽️
🟢 Categorie rehetra U9 / 11 / 13 / 15 / 17 🟢
🙏🏼🙏🏼🙏🏼Samia mifampilaza 🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Andao hindray hikotrana / hianatra / hitsiky 😁
AAMI
16/01/2026
🎉🎊 Joyeux anniversaire president Lalaina Nomenjanahary 🎉🎊🙏🏼 ny fianakavim-be b ny AAMI ⚪️🔵 dia faly Miarahaba anao sy mirary soa anao amin’izao tsigerintaona nahaterahanao izao 🎉🎊 Tompo hombanao lalandava dia tongava amin tanjona Irina 🙏🏼🙏🏼
22/12/2025
✅ Tournoi Dax U13 🔵⚪️
Raraka teo aminy 1/2 final tsika 🥹🔵⚪️
✅ AAMI 0 - 0 Olympique ambatomaro
Tir au but 4 - 5
Mitohy ny ezaka 🤩
Mirary herinandro sambatra o antsika
AAMI
🔵🔵⚪️⚪️
17/12/2025
🚨 TOURNOI DAX U13 🚨
⚽️⚽️ 1/4 de final / 21 decembre 2025⚽️⚽️
✅AAMI🔵⚪️ vs BROTHERHOOD 🟢⚪️
🏟🏟 BETONGOLO 🏟🏟
⚠️ fiangana : Ankazomanga @ 7 ora 🤩
AAMI
15/12/2025
🏆🏆🏆🏆🏆CHAMPIONS 🥇🥇🥇🥇🥇
🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩
✅ 🔵⚪️ AAMI 1 vs 1 EGLECO PLUS 🟠⚪️
Tab : 5 vs 4
Mitohy ny ezaka 🔵⚪️🔵⚪️🔵⚪️🔵⚪️🔵⚪️
AAMI
Lalaina Nomenjanahary
fans
11/12/2025
🚨FINAL U14 section tana ville🚨
🔵⚪️🔵 AAMI vs ELGECO PLUS 🟠⚪️🟠
🏟 terrain CCFA Andoharanofotsy
🕰 11 ora ✅ dimanche 14 decembre 2025
✅ ALEFA AAMI 🔵⚪️🔵⚪️⚽️⚽️⚽️⚽️
Tongava manotrona ny ankizy 🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼
AAMI
fans