Dance Friends

Dance Friends

Share

"TODAY'S EFFORTS ,TOMORROW'S SUCCESS "✨

Dance Friends 💗 STRONG✊

Photos from Dance Friends's post 01/09/2025

Arabaina manokana ity sipa DANSEUSE kelin'ny Dance Friends ity
Mirary ny soa sy ny tsara ho anao hatrany
Tongava @ ambony indrindra araka izay hirianao ry zandry malala 🫶🏻
JOYEUX ANNIVERSAIRE FIONONANA 🎉🎉

Photos from Dance Friends's post 24/08/2025

Andriamanitra dia manomana fiainana tsara ho anao
Ary misy fotoanany n'y Zavatra rehetra ✨

Arabaina Fitiavana Kely Rnv sy ʬɸʬ Naval Andrianirina ʬɸʬ t@ nahazon'izy ireo n'y diplôme bac
Faly ny aminareo izahay ato @ TARIKA ✨
ARABAINA RANKIZY 🫶🏼❤️

22/06/2025

Salama daholo eee
Ndao isika MBA hifanohana isika
Tafiakatra final fifaninana dihy ho fandratana ny HIRA GASY ao @ PALAIS DE SPORT MAHAMASINA izahay ,izay karakarain'ny
Koa mañasa anao MBA hanohana n'y tarika eee
Raha mividy tapakila ianao ka mampiasa Ilay code prome VNNVK1 dia mahazo fihenam-bidy 20%

Palais de sport Mahamasina @12 Ora ny fotoana 💗🫶🏼🇲🇬

18/06/2025

Nahavita ny adidinao ety antany ianao KEITCH ✨
Misaotra bé Dia bé t@'ireo fizarana sy fampianarana nampitanao taminay coach Maminiaina Keitch 👑🇯🇲
Nametraka tantara tsara teo amin'ity fiainana bé hetraketraka ity ianao coach

Mandria ampiadanana míster Keitch 🇯🇲🕊️
Ato am-ponay foana ianao 🕊️🕊️

04/06/2025

Ela ela izay tsy hita tsy nisy vidéo nozarainay ho anareo 🥹☺️
Fa efa hisesisesy eto izao n'y vidéo hirahana ankizy ato

Izahay iany koa de mivarotra ireto akanjo otran'ny ankizy roa vavy ireto 35000ar 🥹😇
MBA mandraisa anjara eee💗
:Kanto & Princia

Photos from Dance Friends's post 24/11/2024

tsy misy resaka fa tonga de arabaina rankizy aaa🎉🎉🥰
fans

18/10/2024

MBA nandray anjara @ ilay ihany ko izahay🥰
Ckycky FSA

Aimez,like,partager 🎥❤🫶🏻
Harao tsy tapaka ny pejy 🫶🏻
fans

Send a message to learn more

28/08/2024

TADIAVA VOLA 2eme partie
tena tsara fona ity hira ity dia mba notohizana kely 🥰🫶🏻
SAdy niaraka t@reto ankizy mamy kely reto🥰

fans

21/08/2024

TEAM 🥰🔥
Ho avy indray ny video hiarahana zaza mamy kelinay ireto 🥰🥰
LOADING 🎥🎥❤
Dance Friends

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Ampitatafika
Antananarivo