14/09/2024
Mbol miady 💪✊💙🔥
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nömena El nie mylan ofisialy, Sport & recreation, Imerintsiatosika, Antananarivo.
14/09/2024
Mbol miady 💪✊💙🔥
28/05/2022
NY TSIAMBARANTELON'NY POETA
Moa ve mba fantatrao ny zava-miafin'ny poeta ?
Ary koa moa tsapanao ny misiteriny rehetra ?
Dia nitia ianao fa babo,ny angoty teny tsisy fetra
Fa hoe fitiavany anao avokoa izay nambarany rehetra
Nomeny ho anao ny teny mamy,ho fiarahabana vao marina
Ny atoandro koa sesilany,resy ianao ka tsy nisaina
Ny alina rehefa hatory, tsy adinony ny nandrotsy
Injay fa revo koa ianao,ka dia lasa nanonofy
Nefa ...moa va tsy fantatrao..fa ny atao hoe poeta ?
Dia miezaka hampifaly ny sokajin'olona rehetra
Mantsy ianao io nanantena,fa hany tokana irery
Tsy nataony ho anao ihany ka....fa hoan'ny hafa koa ilay teny
" Nömena këlli"