31/05/2026
Capitaine FΓ―dΓ©lΓ―ce Rakotondrasoa
izahay ato F2CM dia faly miharaba anao izao andronao izao,tohizo fona fahaizana bol lesy,mavita bΓ© amin'ny andraikitra izay sahanina..
Mino kosa izahay fa anao 3em Kely Enao androany π€£π€£vazivazy iany izany lesyπ Mirarisoa sy tsara Ary aita izay dedavina elaπ΅π΄
visca BarΓ§a πβ€οΈ
31/05/2026
Joyeuses fΓͺtes Γ toutes les mΓ¨res du mondeπ₯°πΎ
Faly miarahaba anareo izahay eto aminβny F2CM aminβizao andro anio izaoπ₯°πΎ
Ilay Andriamanitra manankarem-pasohavana anie hitantana sy hivimbina izay rehetra kasainareo ho ataoπ
Mirary fety sambatra daholoππβ€οΈ
30/05/2026
Aza adino ny lalao atsika rapitso iaraka amin'ny Coach vaovao isika,tongava rah te iaraka akasary miaraka Coach Ary ianareu,
Haita Coach vaovao ianareo..
Haita GB vaovao iany ko ianareo...
πβ€οΈ
πβ€οΈ
F2CM πβ€οΈ
30/05/2026
Betsaka ianareo no tonga mp eto amin'ny pejin'i F2CM πβ€οΈ hoe : "niala ve ny Gardien de But an'ny F2CM ?" ,tsy nanana Gardien de But ve nareo hatramin'izay?
β
Valiny : hatramin'izay dia nanana Gardien de But izahay ,io hitanareo amin'ny sary eo ambany io ny sariny ,tsy niala izy akory fa mila namana sy mila fanampiana fa indrai2 izy misy tsy fahafahana , indraindray izy mandalo tsy fahasalamana nefa dia tsimaintsy mijoro na tsy salama ary satria tsy misy manolo,ary manaiky mijoro foana izy noho ny fitiavany ilay club π΅π΄π
Izay no nahatonga anay nitady Gardien de But roa (2) hanampy azy π΅π΄
Mirarisoa foana Jean Marc Rsp dia misaotra betsaka tamin'ny zavatra efa vita sy izay mbola ho vitanao amin'ny club πβπβ€οΈ
Vamoooosssssβπ΅π΄πͺ
29/05/2026
Mino izahay fa samy manaraka akaiky ity raharaha sy vaovao mahakasika ny de Madrid sy ny ity daholo isika mpanaraka sy mpankafia Barcelone rehetra ππ
Samia hoe maneho hevitra daholo mahakasika ny zavatra mitranga ao ππ€§
Ny admin manko atreto dia miandry ny fiovan'ny raharaha sy ny vokany sisa fa otrany mampiomehy ihany ny zavatra miseho ππ€¦π€£π€£
Miandry isika ...ππ΅π΄β
29/05/2026
" Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao."Joba 8 : 7
Hoentinay mirahalahy hirariana tontolo andro mahafinaritra hoanareo πβ€οΈ
28/05/2026
Sary tsiaro π
Hafa iany tamin'izany π
Fa amin'izao mbola hafa koa ππ΅π΄
β
Tamin'ny mbola tsy nahavita ilay maillot F2CM π΅π΄ teto , ary mino izahay fa hahazo sary mahafinaritra be miaraka amin'ny maillot complet ny alahady ho avy izao ππ
Tongava daholo izay vonona hijery match hataon'ny ekipa π
Mandroso hatrany πͺπ΅π΄β
πβ€οΈ
28/05/2026
Tena mankasitraka be dia be ho an'ireo rehetra namaly ny antso tamin'ny fitadiavana Gardien de But nataonay teo ππ
β
Betsaka ianareo namaly antso ,tonga mp , vonona ary hisaoranay be dia be tamin'ny fahavononanareo rehetra.
β‘οΈEto dia mikatona ny fandraisanay Gardien de But satria efa nisy olona 2 voarakitra sy efa tonga mp vonona ary tonga voalohany izy roa lahy ka izy roa lahy no noraisinay ππ
Misaotra Betsaka ho an'ireo rehetra tonga mp nampiseho fahavononana fa izy roa lahy izany aloha no tsara chance hiditra ato amin'ny F2CM π΅π΄ mbola betsaka ny ho avy fa aza miala lavitra fa izahay eto foana
β
Tsy oe izay mahay be akory, na izay efa za_draharaha no notadiavinay ,fa olona vonona sy hiaraka aminay na amin'ny mora na amin'ny sarotra dia ho eo foana , na lavo na tafarina ny club dia eo foana .
Fahavononana sy fitiavana no zavatra lehibe tena notakianay ππ
NB : efa manana Gardien de But iray izahay ato amin'ny π΄π΄ tompoko fa nampiana 2 hatao reserve mba hahamafy sy hampirindra ny lalao π satria indrai2 misy tsy fahafahana tampoka ilay anakiray π
Mirarisoa Daholo ππͺ
π΅π΄
28/05/2026
Indro indray ary ny lalao hataon'ny ekipa F2CM πβ€οΈ nandritra izay fotoana elaela tsy tazana izay ππͺ
β
Match amical izay hifandonan'ny :
π
Manomboka amin'ny 12 ora tsy diso izay ho tanterahina ao amin'ny kianja ANALAMAHITSY πͺ
Tongava mijery, tongava manohana ,tongava miaraka amin'ny ekipantsika π΅π΄
β‘οΈHo avy hanaramaso akaiky ny lalao ao ihany koa ny coach vaovaon'ny na mbola tsy handray anjara mivantana ary ππͺ
Mandroso hatrany Isika eh
πͺπ΅π΄β½
27/05/2026
Izahay ato amin'ny F2CM π β€οΈ dia mitady culers vonona hilalao hiaraka aminay
β poste : GARDIEN de BUT(GB)
Culers hoy izahay zany hoe fan Barcelone izany
Tongava MP ato amin'ny page izay vonona π
β
eto antananarivo sy ny manodidina no resaka eto ,Ary fans Barcelone iringiriny no tadiavinay π misy condition kely hapetrakay any amin'ny mp ka izay hitanay fa tena vonona no ho raisinay an_tanadroa ππ₯°π
πβ€οΈ
πβ€οΈ