Tewi0973

Tewi0973

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tewi0973, Nanisana, Antananarivo.

🛵 Tewi0973 – Passion Scooter & Moto
📸 Photos & vidéos pour inspiration
🌍 Randonnées & road trips, découvertes partagées
🔧 Conseils mécanique scooter–moto
🤝 Ouvert à toute collaboration
📲 WhatsApp : 033 48 357 37

29/08/2026

‎RANDONNÉE POUR FEMMES – 30 AOGOSITRA 2026

‎Fotoana iray hiarahana, hifankafantarana ary hankafizana ny fitetezana lalana miaraka amin'ireo vehivavy tia scooter sy moto.

‎👉Point de départ : Jovenna iavoloha @ 6 ora SASANY maraina


‎Fanamarihana:
‎7.000 Ar ny fidirana ao amin'ilay toerana.
‎Aza mitondra sakafo, satria any an-toerana no hisakafoana. Manomboka amin'ny 9.000 Ar ny vidin'ny plat.

‎Aza adino koa ny mitondra coticota kely, satria ny fiarahana dia tsy maintsy misy resaka sy fahafinaretana foana😅

‎Ho fiarovana antsika rehetra:
‎Tsy maintsy manao casque ny mpandray anjara rehetra

‎Tsara raha manao akanjo sy kiraro mifanaraka amin'ny fitondrana moto.
‎Alohan'ny hiaingana dia jereo tsara ny frein, pneu, jiro, huile ary lasantsy mba tsy hisy olana eny an-dalana.

‎👉Dia aleo mba atao entretien ny moto alohan'ilay date (Kouny an) tsy maintsy moa zany 😉

‎Ento miaraka ny taratasy ilaina amin'ny moto sy ny fahazoan-dalana mitondra, raha ilaina.

‎Andao hiara-hanao ity randonnée ity ao anatin'ny fifanajana, firaisankina ary fahafinaretana.

‎Fanambarana voalohany fotsiny ihany ito fa ho avy matetika eo ny mombamomba azy ito

Samy mitondra gony daholo fa hitondra ovy sy carotte tsika rehefa mody
Dia hitondra vilany sy lapoaly ary sotro

Contact&info - 033 48 357 37



‎Team TEWI0973 – Scooter life, one passion

29/08/2026

MIFONA

Tsy dia en ligne loatra ,tsy afaka namaly mp sy watsapp teo no eo
Coms👇

29/08/2026

Rahampitso mihaona e 🔥🙏

Vehivavy manana moto ve ianao ? sa scooter ?

Tongava fa natokana ho anao ito
Rahampitso mihaona eh 🔥😉

Scooter life, one passion ❤️

coms 👇

29/08/2026

Mbola any ve laisany sa efa niova taranja eh?

Tsara anie oa ireto zava-bita ireto eh 🔥

29/08/2026

Rahampitso mihaona eh 🙏🏻
Raikitra e
Ambatolampy 🔥

29/08/2026

Ilay accident teo nanisana sapin omaly ve?
Zao aho vao manisy resaka
Namako ilay nitondra vjr ,mbola coma any @ hopital izy izao

29/08/2026

Randonnée pour femmes

Rahampitso ilay fotoana
Destination ambatolampy

Raikitra indray ito eh 🔥

Coms 👇

28/08/2026

Indroa matory sisa dia tonga ity fotoana ity 😅

Ambatolampy

Scooter life, one passion ❤️

27/08/2026

Tsy misitona aho
Fa tena tsy mety lesy zalahy ilay sady miheno hira @ écouteur no MITONDRA moto ah 🙏
Coms👇

27/08/2026

HO AN'IZAY ANDEHA @ 30 AOÛT 2026

RANDONNÉE POUR FEMMES
DESTINATION : AMBATOLAMPY RN7

Jovena iavoloha no point de départ
06h30 ilay départ,fa mila tonga alohanio

Tsy mitondra sakafo fa any no mividy ,alefako ao anaty commentaires ny mombamomba an'izay

Ho an'ireo mbola maniry ny anao tee-shirt ,rahampitso @ 10 no farany fandraisana commandes

Karakarao tsara ny moto

Scooter life, one passion ❤️

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Nanisana
Antananarivo
101