Ashton gym

Ashton gym

Share

salle de gym:
tarifs:
-séance journalier:4 000ar
-mensuel:40 000ar

Photos from Ashton gym's post 20/10/2022

Miarahaba antsika Ashton fit analamahitsy, ambatobe, antanetibe ilafy, manjaka sy ny manodidina 😘 !
Efa miverina misokatra ny salle antsika an !

Toerana : Antanetibe Ilafy akaikin ny Société LOCAMAT Sobatra (miakatra Analamahitsy carrière)

Horaires : misokatra ny Alatsinainy ka hatramin ny Asabotsy @ 6ora maraina ka hatr@ 7 Ora hariva

Tarifs : séance 4000ariary
Abonnement mensuel : 45.000ariary
Ndao hikotrana indray Ary o 😘💪💪💪💪💪

Photos from Ashton gym's post 26/09/2022

Miarahaba antsika Ashton fit analamahitsy, ambatobe, antanetibe ilafy, manjaka sy ny manodidina , araka ny efa nampanantenaina antsika Dia vita SOA aman tsara ny salle antsika ety Ary hisokatra atsy ho atsy.
Ho alefa eto ihany ny andinindiny.
Eto Dia mametraka ny Veloma mandra pihaona ny Ashton manakambahiny indray aloha, noho ny Antony tsy azo hanoharana. Nahafinaritra ny fiarahana nandritra izay 6 taona izay koa misaotra indrindra anareo 😘😘😘😘🙏🙏🙏🙏

29/08/2021

Ashton gym manakambahiny, akaikin ny université Aceem, arrêt bus antsoina hoe 306, misy tany malalaka be zay dia trano rose-grenat.
Misokatra ny Alatsinainy ka hatramin ny Asabotsy , manomboka amin ny 6ora maraina ka hatramin ny 7ora hariva
Séance :4000ar
Abonnement mensuel : 40.000ar
Raha mila fanazavana fanampiny : 0341250536
TONGAVASOA 💪💪💪💪

30/05/2021

Ny gym d miarahaba n reny reetr panao sport ao fetin'reny zao,miarahab n vadin'lisany kou zalah sy n akizin'lisany izay ho futur-maman....
Ary miarahaba manokana an'Madama Lova,tompony sy reny mpiahy n salle d gym,mirary soa indrindr....

Photos from Ashton gym's post 13/05/2021

Firalahiana

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo