11/04/2023
NY ANJELIN'i Jéhovah mitoby manodidina izay matahotra Azy la miambina azy:salami -34-7
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Juste, Sports Event, 0340979562, Antananarivo.
11/04/2023
NY ANJELIN'i Jéhovah mitoby manodidina izay matahotra Azy la miambina azy:salami -34-7
Fiaraha mitsangatsangana tenyamin ny anjelo ambohidratrimo androany alahady21 03 21.nahafinaritra be
23/10/2020
Mahasiarova ny andro Sabata hanamasina azy.Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra.Fa Sabatan i Jehivah Andriamanitrao ny andro fahafito koa aza manao raharaha akory hianao amin izany, na ny zanakao lahyna ny zanakao vavy, na ny ankizilahinao, na ny ankizivavinao , na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra ao am bavahadinao.Fa henemana no nanaovan iJehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina mbamin izay rehetra ao aminy, dia nitsahatra lzy tamin ny andro fahafito; izany no nitahian i Jehovah ny androSabata sy nanamasinany azy.Eksodosy :20-8
13/10/2020
Ary efa enin jato taona Noa,raha tonga tambon ny tany ny safo drano.Ary Noa sy ny vadiny aman janany mbamin ny vinantoni- vavy niaraka taminy dia niditra tao anatin ny sambo-fiara mba tsy ho tratry ny safo drano.Ary ny biby madio sy ny biby izay tsy madio sy ny vorona mbamin nyizay rehetra mandady sy mikisaka amin ny tany,dia nisy niditra tsiroaroa tao amin iNoa tao amin ny sambo- fiara,dia lahy sy vavy,Arak izay nandidian Andriamanitra an i Noa.Ary rehefa afaka hafitoana,dia tonga tambon ny tany ny safo-drano.Genesisy7-6
06/10/2020
Fa araka ny voasoratra hoe:Izay tsy mbola hitan ny maso ary tsy mbola ren ny sofina na niditra tao am pon ny olona no efa namboarin Andriamanitra ho an izaytia Azy:lkorintiana 1-9
07/09/2020
Ny lalana sy ny mpaminanydia hatramin i Jaona;ary hatramin izany no efa nitoriana n'y filazantsaran ny fanjakan Andriamanitra,Ary misesika izay rehetra miditra eo.Fa ho moramora kokoa ny hahafoanan ny lanitra sy ny tany noho hahafoanan ny tendron tsoratra iray monja aza amin ny lalana.Lioka-16-16.