Parc Antsaha Soa sy Tsara IVATO

Parc Antsaha Soa sy Tsara  IVATO

Share

Toeram-pitsangatsanganana sy fialamboly ho an'ny rehetra, na ho an'ny kely na ho an'ny lehibe.

Toerana malalaka, maitso sy madio, misy kilalao ho an'ny ankizy sy fialamboly maro hafa. Ety amin'ny Bout de piste Ivato no misy ny Parc Antsaha Soa sy Tsara. *Aire de loisirs pour petits et grands
*Espace verte et boisée
*Salle et Terrasse pour différents événements: mariage, baptême, anniversaire,réunion...
*Sortie en famille ou entre amis
*Classe verte
*Excursion
*Team building
*Repas et snack possible , il est préférable de commander à l'avance

Photos from Parc Antsaha Soa sy Tsara  IVATO's post 28/08/2026

😊🙏🏻

22/08/2026

Rehefa lasa daholo ny olona, an'zareo irery ny karaoké tato.
Vendredi zoliiiie 😊🙏🏻🎤

Photos from Parc Antsaha Soa sy Tsara  IVATO's post 20/08/2026

Feno fisaorana anareo izahay!! 🙏🏻🙏🏻🙏🏻😊💚

17/08/2026

Rakopelana ny paiso
Mavokely ranoray 🌸🌸🌸🌸🌸🌸

Bonne semaine 🙏🏻

13/08/2026

Asehoko anareo amin'ity vidéo manaraka ity indray ny tohin'ny toerana ato amin'ny Parc Antsaha Soa sy Tsara IVATO, aty amin'ny tapany ambany, maitso kokoa noho ny any ambony, izay koa no tena hitiavanareo azy , calme be indrindra rehefa andavanandro, hafa mihitsy ilay misy hazo eh!! 😍🌲🌳🌴🌿🍂
Amin'ny ankapobeny aloha fa amin'ny manaraka indray asehoko bebe kokoa anareo😊 Misaotra oh!! 🙏🏻

09/08/2026

🙏🏻🙏🏻🙏🏻

05/08/2026
02/08/2026

🌬️Izao aloha no misy ato aminay raha toa ka mbola tsy lasa na tsy ho any andranomasina ianareo amin'izao vacances izao 😁😉

📌Misokatra Talata ka hatramin'ny Alahady
Manomboka amin'ny 8ora30 maraina ka hatramin'ny 5ora30 hariva.

Bon dimanche 😊🙏🏻

🎡🎠🏀🏊🏻‍♀️🛝🎤🥳🌲🌳🌴🌿🍂




29/07/2026

Eto amin'ity karaoké ity izany ahitantsika karazana feo ,misy tena milay rangah !! henoy angeh ny feon'ity Mme ity eh, matanjaka be, tsara feo izy eh!? 🤩 😍
Mankasitraka eh!!🙏🏻

Photos from Parc Antsaha Soa sy Tsara  IVATO's post 29/07/2026

👋🏻Efa miamanakaiky ilay fotoanantsika amin'ny Sabotsy 1er Août izao anh !! 😍😁

📌Objectif : PERTE DE POIDS -VENTRE PLAT miaraka amin'ny Slim&Fit .
👉🏻Ho antsika maman, ho an'ireo rehetra izay te hikarakara vatana sy te ahafantatra ireo tokony hatao hitazomana ny bika, ireo fahazarana tsara ananana...Tongava fa miandry anareo izahay amin'io andro io 😉🙏🏻

👉🏻Afaka sady miala voly koa aty amin'ny Parc Antsaha Soa sy Tsara IVATO no manatrika io fotoana io, mba mivoka kely eh!! Ento ny vady aman-janaka, ny namana sy ny la famille 😊
🎡🎠🏀🎤🏊🏻‍♀️🛝🥳
📍Rendez vous à ne pas manquer !! 👌🏻

📌Inscription : 0341529613

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Bout De Piste IVATO
Antananarivo
105

Opening Hours

Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 17:30
Saturday 08:30 - 17:30
Sunday 08:30 - 17:30