03/09/2025
Arrivage Botte😍
Prix 55.000 Ariary
✅Pointure 37 à 40
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from •Clah's Fashion•, Sport & recreation, Ambohimanarina, Antananarivo.
03/09/2025
Arrivage Botte😍
Prix 55.000 Ariary
✅Pointure 37 à 40
01/09/2025
Boucle d'oreille inoxydable 😍
Prix : 10.000 Ariary
Livraison Tanà, Province 🚐
31/08/2025
Boucles d'oreilles inoxydable😍
Prix 10.000 Ariary😱
Aiza ndray no ahita mora otrizany
Mandefa en gros ko izahay 5 plus...
Livraison Tanà, Province😍
19/08/2025
Amaly anlay jeux ah🥰
De misaotra anareo rehetra izay nadray anjara sy ny abonné ny page🎊
Tsifoina Rakotovao olona iray ihan alo no nisariana t@tyh de izy no nahazo azy🥰
Tongava mp Tsifoina❤️
ndray🎊
Iza avy no tia déodorant ato🥰ity marque Rexaino ity tena anisan tiko be,sady tsara izy no malefaka😍
🍓ka raha tia ahazo azy ianao de atokako ho an'izay mpilalao mandresy ity🍓
Ka araho ny fitsipika eto ambany ary :
✅Inviteo ny namana i-abonné ny page sy mba ilalao plus capture
✅Partageo 2 ity lien alefako ity https://www.facebook.com/share/p/1Yz2o75iTv/
✅J'aimeo ny pub sy abonneo ny page
Rehfa mahatratra ny hisa enjahina tsika de alefako eto ny valiny lalao 🥰Ka haraho tsy tapaka ny page,fa hisy kilalao hafa manaraka izao😘Bonne chance💪
10/08/2025
Merci de votre confiance❤️
Alefa fa mandray commande fona ah,sady mandefa ko oa😊🚐
✉️Aza misalasala mandefa mp
09/08/2025
Iza avy no tia déodorant ato🥰ity marque Rexaino ity tena anisan tiko be,sady tsara izy no malefaka😍
🍓ka raha tia ahazo azy ianao de atokako ho an'izay mpilalao mandresy ity🍓
Ka araho ny fitsipika eto ambany ary :
✅Inviteo ny namana i-abonné ny page sy mba ilalao plus capture
✅Partageo 2 ity lien alefako ity https://www.facebook.com/share/p/1Yz2o75iTv/
✅J'aimeo ny pub sy abonneo ny page
Rehfa mahatratra ny hisa enjahina tsika de alefako eto ny valiny lalao 🥰Ka haraho tsy tapaka ny page,fa hisy kilalao hafa manaraka izao😘Bonne chance💪
08/08/2025
Arrivage escarpin🥰
Tena oe tsara be sady mora be😍aiza ndray no ahita otrizao
Prix : 55 000 Ariary 🌹
Alefaso ny commande , pointure 37 à 39
🚐🛵Livraison Tanà, province
24/07/2025
🎊BIG PROMO -40%🎊
Facial. Hair. Remover🥰
✅First step in your beauty routine
✅Painless hair removal for smooth skin
"If you're interested, don't hesitate to send a private message."📩
22/07/2025
👜Hiverenako ito modèle mafatifaty kely ito👜☺️
Prix : 15000 Ariary raha toa ka 20000 Ariary izy teo aloha🥰
Livraison Tanà, Province🛵🚐
SAC À BANDOULIÈRE DE LUXES😍
✅Prix 20000 Ariary
Livraison Tanà , Province 🚘
19/07/2025
👋 Salama daholo ry namana sy mpanaraka hajaina!
Ela be izay tsy niresaka sy nifampizara a🥰, ary tena faly izahay miverina miaraka aminareo indray! 🙏💛
🚨 Miverina indray ny pejinay miaraka amin’ny entana tsara sy aminy vidiny mirary. Ho anareo mpanjifa hajaina izay nividy, misaotra amin’ny faharetana. Ho anareo vaovao, tongava handray anjara!
✅ Hisy ny tolotra maro samy hafa
✅ Fanavaozana sy fizarana matetika
✅ Promo sy tombony ho an’ny mpanaraka voalohany
👀 Araho tsy tapaka ndray ny page fa hisy ny fisarihana izay azohana loka maro samy hafa🥰
Mankasitraka indrindra anareo rehetra!🙏
Tinareo ve lo io Robe io e😍Alefaso ny coms aza🗒️
11/01/2025
Porte feuille fripe🥰
✅Livraison à Tanà, Province🚲
10/01/2025
🌹Mbola misy ireto modèle reto oa🥰
Tongava mp ary fa -2000 Ariary avy ny prix✉️
✅PROMO✅
Boucle d'oreille inoxydable sous forme sac stylé kely : 12000 Ariary🥰
Collier inoxydable : 12000 Ariary📿
🤗Mignonne kely daoly🥰
✅Raha maka azy roa 22000 Ariary efa -2000 Ariary be zao
💌Tongava mp aza : Livraison Tanà,Province🚘