Foot 2 Roues Cup

Foot 2 Roues Cup

Share

Cours particulier football ho an'ny ankizy 7 ka hatramin'ny 13 taona

28/07/2022

📢📢Vonona ve eee?

Samy mpitondra kodiarandroa a 🤗🛵

📢📢Omano ny ekipanao eee

⚽🛵Foot 2 Roues Cup 🛵⚽

25/07/2022

Stade Cheminot Antanimena 😉⚽🏍️

🏍️⚽Foot 2 Roues Cup🇲🇬🛵

Omano ny ekipanao 😉

24/07/2022

😉Tsy ho ela intsony Dia hisokatra ny fisoratana anarana ho an'ireo handray anjara.

🗣️Efa maro ny vonona, efa maro no sahy💪...

Raha mila fanazavana fanampiny midira Mp.

😉🇲🇬🏍️⚽Foot 2 Roues Cup 2022

Ilay fifaninana natokana ho an'ireo mpitondra kodiarandroa rehetra

21/07/2022

⚽🛵🇲🇬Foot 2 Roues Cup 🇲🇬🛵⚽
👉03- 04 Septembre 2022 stade cheminot Antanimena

🗣️Natokana ho an'ny mpinamana na team na association mpitondra kodiarandroa
💪Fifaninana voalohany teo amin'ny tontolo kodiarandroa🛵🏍️🇲🇬.

👉Ireto avy ny zavatra tsara ho fantatra sy efa homanina 🤗⚽

🗣️Ny date sy toerana anaovana ny inscription dia lazaina tsy ho ela fa tsara ny miomana fa limité ny toerana 😉

😉🤗Ndao bosss andaka baolina aaaa🤗😉⚽

20/07/2022

⚽🏟️Ndao andaka baolina eeee🛵🏍️
🤗1er 2eme 3eme Mi-temps tsy misy Miala eooo💪💪

🌟Fotoana iray hafahanao milalao sy manalazy ny FOOT 2 ROUES CUP⚽

👉Team a ? Mety foana eee😉
👉Mpinamana a? Mety foana eee😉

🙏Natambatrin'ny kodiarandroa ianareo ka ndao andaka baolina.

🗣️Ndao bosssssss aaaaaaa 😉😉😉⚽🌟

🧐Araho hatrany ny pejy hahitanao ny vaovao eee.

Raha Mila fanazavana fanampiny midira MP

19/07/2022

🌟🌟Manana moto ianao, mankafy foot nareo mpinamana?⚽🛵🏍️
Tsy votery ho fikambanana fa rehefa manana moto ka mahavita ekipa iray Dia mety 😊

🗣️Iza no sahy, Iza no ho mpandresy?

🌟Omano ny ekipanao💪🇲🇬⚽🏟️

👉Arahao ny pejy 😉😉
👉Natokana ho an'ny mpitondra kodiarandroa ny fifaninanana

🌟Ekipa iray ahitana mpilalao 13 sy mpitantana 2.

✍️Isokatra tsy ho ela ny fisoratana anarana.

Football amateur izany hoe tsy misy ireo mpilalao pro ligue sy D1 manana licence fédéral

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antanimena
Antananarivo
101