01/09/2019
Salama e 😃 ! Tonga ilay Tee-shirt sy débardeur 100 % coton 👌 ! Misy ny taille rehetra izay ilaina amin'ny vidiny mirary 👉 25.000 Ar tee-shirt ary 20.000 Ar débardeur !! Afaka Mandefa MP izay Mila fanazavana fanampiny 😊