Salama daholo
vaovao ny taona, dia tandrovana foana ny fahadiovana tompoko.
⛔️ Manana do**he itsika , afaka mandro tsara
⛔️ Ao anaty fiaraha monina itsika no miaina fa tsy ianao irery no ao am salle☺️☺️
⛔️ Ny alamo no tsara indrindra rah maimbo2 ny elilka
Mankasitraka antsika rehetra
Am pitiavana be
Team CLUB HOUSE SPORT
Team Club House Sport: Tsimbazaza et Mahamasina…
Hello la team
🎉Bonne et heureuse année 2026 daholo🥰🥰🥰
22/12/2025
⛔️⛔️ AZA TARA ⚠️⚠️
🟧 Manomboka androany hatraminy fin janvier 2026
🟪 Team CLUB HOUSE SPORT Club House sport
▪️
▪️
18/12/2025
⛔️⚠️ Efa fety ny andro…
🟧🟧 VAKIO TSARA RANKIZY a
➡️➡️ Manomboka 22 Décembre ka hatraminy 31 janvier 2026 😇😇 hatramin’ny heritaona mintsy ane zany e 😉😉
1️⃣ ➖ Ny abonnement ➕ coaching ➡️➡️na anciens na nouveaux dia 3️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ ar : offre valable TSIMBAZAZA & MAHAMASINA
2️⃣ ➖ Ny abonnement ➕ coaching ho an ÉTUDIANTS (offre TSiMBAZAZA ihany ty) dia 2️⃣5️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ ar
🟪 Andao aza e😍😍😍
➡️ La journée d’un champion 💪
06/11/2025
Salama les sportifs jiaby 😇😇
➡️🟦 Mitady salle hikotranana enao ? Salle misy coach sy misy activités maro??
🟥 Tsy diso anjara enao raha ato aminay fa tongava❤️❤️❤️
🟢 Ny anaran’ny salle misy anay dia :
🅾️ Team CLUB HOUSE SPORT Club House sport
✅ Ny toerana misy anay :
✔️
https://maps.app.goo.gl/LnH35jrrmZB2yGa56?g_st=com.google.maps.preview.copy
✔️
https://maps.app.goo.gl/xp92sv923dUrLy159?g_st=com.google.maps.preview.copy
🟪 Ny ora fisokafana :
🟢 Ouverture : 6/7 (lundi au samedi) 6h- 19h
🟢dimanche 7h à 13h ( )
🟧 Ny sarany :
✔️ seance sans coach : 3.000 ar
✔️seance avec coach : 4.000 ar
✔️ abonnement olona 1 : 35.000 ar
✔️ abonnement olona 2 : 55.000’ar
⚠️⚠️( ny abonnement misy coach raha toa ka mila ny mpikotrana)
⚠️⚠️ ( ny abonnement afaka mikotrana zay tiany fa tsy misy hoe zao séance )
⚠️⛔️ Ny asabotsy sy alahady jereo ao ao fa misy fihenam bidy be ny séance ac coach😍😍
⛔️⚠️ Misy tarif ho an ihan koa
🟨 Ny activités misy ato aminay :
☑️ Ny ato :musculation - cardio en groupe - - - Self defense & combat libre -
☑️ MAHAMASINA : Musculation & fitness
🚐 & 🏍️ malalaka tsara
31/10/2025
Salama daholo 😇😇

28/10/2025
🟣🟣 Mba manao challenge kely
🟡🟡 Team CLUB HOUSE SPORT Club House sport
🔴 Warrior😍😍😍
25/10/2025
⛔️⚠️⚠️ Fahatongavan Fanirisoa Ernaivo ho avy hitsidika an Team CLUB HOUSE SPORT Club House sport sy 😂😂😂
23/10/2025
Ny ambiance kotrana rehefa aprem iny😍😍😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Tsimbazaza & Mahamasina
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 06:30 - 19:00 |
| Tuesday | 06:30 - 19:00 |
| Wednesday | 06:30 - 19:00 |
| Thursday | 06:30 - 19:00 |
| Friday | 06:30 - 19:00 |
| Saturday | 06:30 - 19:00 |