Petits Carrés Pylône

Petits Carrés Pylône

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Petits Carrés Pylône, Recreation Center, Behitsy Ambohimangakely/Tana, Antananarivo.

13/10/2022

Izahay ato amin'ny Bondikely Farm sy ny 103 MMA dia manolotra fisorana feno ho an'ny orinasa Manjary izay hanome vokatra isan-karazany hoatao marim-pankasitrahana ho an'ireo tompondaka hibata ny amboara telo voalohany izay hozaraina mandritra ny TOURNOI D'OUVERTURE hotontosaina eo amin'ny TERRAIN PYLONE Behitsy Ambohimangakely ny 28, 29 sy 30 oktobra ho avy izao.

Amin'ny maha mpanohana offisialy ny hetsika azy dia hanana stand manokana eny an-toerana ihany koa izy ireo ahafahantsika mpampiady akoho misitraka ny vokatra Manjary rehetra raha tsy hitanisa afa-tsy ny Akoho Mozatra, ny Miel ImmuniThé Curcuma sy Miel ImmuniThé Vahona izay ilaina tokoa amin'ny fitsabona sy fikarakarana akoho mpiady.

- Mangez malin, grignotez sain.

Photos from Petits Carrés Pylône's post 01/10/2022

Tanana miara milanja sy tongotra miara mamindra... Amin'ny fo feno fankasitrahana no oentinay avy ato amin'ny fikambanana Ambohimangakely Mampiady Akoho (103 MMA) isaorana ireo mpanohana izay manampy anay tokoa amin'ny fikarakarana ny TOURNOI D'OUVERTURE an'ny Petits Carrés Pylône izay hotontonsaina manomboka ny zoma 28 oktobra ho avy izao. Toy izao ny fitsinjarana ny loka atolotr'izy ireo

🏆 1er prix : GRAND PRIX - Mpandresy amin'ny ady vola be indrindra.
🚩 ONDRY mifaha atolotr'i Présidents Njiva sy Mahery.
🚩 KIT COMPLET atolotrin'ny Kit Coq Mada
🚩 AKOHO MOZATRA 400g sy Miel Immunithé Vahona ary Miel Immunithé curcuma atolotrin'i Ny Manjary.
🚩 Marim-pankasitrahana atolotr'i Bondikely FARM mivady.

🏆🏆 2ème prix : MEILLEUR TEAM : team mahazo vola betsaka indrindra mandritra ny tournoi (cumul de gains)
🚩 Katsaka 100kg atolotr'i Maro Rantsana Farm
🚩 AKOHO MOZATRA 125g sy Miel Immunithé curcuma atolotr'i Ny Manjary.
🚩 Goudron de Norvège atolotr'i Tausend Keiger Gamefowl
🚩 Marim-pankasitrahana atolotr'i Bondikely FARM mivady.

🏆🏆🏆 3ème prix : COQ DE CHRONOMÈTRE - Combat le plus rapide
🚩 Katsaka 50kg atolotrin'ny Tasty Grill
🚩 Goudron de Norvège atolotr'i Tausend Keiger Gamefowl
🚩 AKOHO MOZATRA 125g atolotr'i Ny Manjary.
🚩 Marim-pankasitrahana atolotr'i Bondikely FARM mivady.

🎯🎯🎯 PRIX SPÉCIAL : COQS DE PRECISION - Izay akoho mahapoa-droa rehetra.
🚩 Certificats d'authenticité atolotr'i Bondikely FARM mivady.

Manainga antsika namana sy mpankafy adin'akoho mbola maniry hanohana ny hetsika hifandray mivantana aminay amin'ny laharana 034 11 502 51 na amin'ny alaln'ny hafatra miafina (MP : Bondikely Farm ). Mankasitraka indrindra tompoko !

29/09/2022

Aza adino ary ny fotoanantsika manomboka ny zoma 28 oktobra ho avy izay eto amin'ny PETITS CARRES PYLÔNE Ambohimangakely... Coupe ondry sy loka maro hafa no hozaraina ho an'ny sokajy rehetra : Grand prix, meilleur chrono, mahapoa-droa voalohany, meilleur team sns. HILALAO ISIKA, OMANO DIENIZAO NY BIBY !!!

Photos from Petits Carrés Pylône's post 12/12/2021

Efa mihamaro tokoa ny akoho tonga eto amin'ny Terrain Pylône... Mankasitraka hatrany anareo namana rehetra tonga manotrona sy miara milalao Aminay... Isak'alahady tsy tapaka ny ady eto Behitsy Ambohimangakely 🥳🥳🥳

Photos from Petits Carrés Pylône's post 12/12/2021

Troisième journe - 12/12/2021
Premier combat :
Victoire de Tina Vs Prezdent Behitsy (25 mn)

Photos from Petits Carrés Pylône's post 06/12/2021

Deuxième journée - 05 12 21
3 combats

Photos from Petits Carrés Pylône's post 06/12/2021

Première journée 💪💪💪
3 combats

06/12/2021

Tongasoa eto amin'ny kianja fampiadina akoho PETITS CARRÉS PYLONE - Bypass Ambohimangakely
©® Fanadiadina Tsilavina Andriatsilavina

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Behitsy Ambohimangakely/Tana
Antananarivo
103