19/09/2025
Salama tompoko 😊
☀️Manomboka mafana ny andro dia raikitra amin'izay ity‼️
🏊🏼MAMPIANATRA MILOMANO
📍Toerana: By Pass IMERIMANJAKA (route vers Iavoloha)
📆 Isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy
⏱ Ora: misafidy izay mahafaka (ny alahady @ 11h no miakatra)
⚠️ Sur rendez-vous foana ⚠️
💵Tarif: 20.000ar isaky ny mianatra (efa ao anatiny ny fidirana)
⏳ Durée de la séance: 1h à 1h30
👙 Tsy maintsy mitondra Maillot de bain (raha lava volo dia tsara manao bonnet)
Fanazavana fanampiny: MP/ 034 17 403 27
08/09/2025
Miarahaba tompoko!
Ialana tsiny ireo MP tsy voavaly noho ny olana ao @ messenger.
Afaka miantso avy hatrany kosa nefa
0341740327
13/09/2024
Salama tompoko 😊
🏊♀️ Manomboka saison vaovao FAMPIANARANA MILOMANO isika izao
⚠️ Niova ny toerana an!
➡️ AMBOHIJANAKA no toerana ianarana amin’izao aloha
📆 Isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy
⏱ Ora: misafidy anelanelan’ny 10h-16h (TSY MAINTSY MIANTSO FOANA REHEFA HO AVY)
💵Tarif: 15.000ar isaky ny mianatra no entina
(1h ny cours dia mbola afaka manao exercice sy manao izay activités ao amin’ilay toerana avy eo, afaka mitondra sakafo)
🩱🩲Tsy maintsy mitondra Maillot de bain sy bonnet ❗️
Fanazavana fanampiny: MP/ 034 17 403 27
🏖🏝Ho an’izay mitady toerana calme kokoa, Imerimanjaka By pass no toerana amin’ny tarif 20.000ar par séance.
🏡 AFAKA MANPIANATRA A DOMICILE (resahana manokana ny tarif sy transport)
08/04/2024
🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞
🏊♀️ 🏊♂️ MBOLA AFAKA NY HAHAY HILOMANO TSARA IANAO MANDRAPAHATONGAN’NY RIRININA AN! 🏊♀️
Izay vonona dia miteny afaka manomboka mianatra avy hatrany
💧Toerana: AMBOHIMIANDRA
💵 Tarif 1️⃣2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ariary par séance (de 1h + exercice)
💸 Tsy mandoa fidirana piscine fa io 12.000ar io ihany
🗓 Mandray isan’andro fa mila milaza mialoha hijerena izay ora mety
⏰ Ora: anelanelan’ny @ 5h - 19h, ny alahady kosa @ 10h no miakatra
MP na miantso 034 17 403 27
➡️ Ireo izay efa nanomboka tamin’ny 2023 dia tsy miova ny tarif.
Nb: Tsy mandray mpitsangatsangana tompoko fa mpianatra milomano ihany no raisinay 🙏
06/03/2024
🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞
🏊♀️ 🏊♂️ MBOLA MANDRAY MPIANATRA MILOMANO HATRANY IZAHAY🏊 🏊♀️
✅ Na ireo vaovao na ireo efa nanomboka fa tsy mbola nahavita
🍕 🔥 Afaka manjifa ny pizza au feux de bois amin’ny vidiny 10.000ar monja koa ireo mpianatra sy mpanaraka ny mpianatra an 😊
💧Toerana: AMBOHIMIANDRA
💵 Tarif 1️⃣2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ariary par séance (de 1h + exercice)
💸 Tsy mandoa fidirana piscine fa io 12.000ar io ihany
🗓 Mandray isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy
⏰ Ora: anelanelan’ny @ 5h - 19h, ny alahady kosa @ 10h no miakatra
(milaza mialoha rehefa ho avy)
MP na miantso 034 17 403 27
➡️ Ireo izay efa nanomboka tamin’ny 2023 dia tsy miova ny tarif.
Nb: Tsy mandray mpitsangatsangana tompoko fa mpianatra milomano ihany no raisinay 🙏
16/02/2024
🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞
🏊♀️ 🏊♂️ MBOLA MANDRAY MPIANATRA MILOMANO HATRANY IZAHAY🏊 🏊♀️
✅ Na ireo vaovao na ireo efa nanomboka fa tsy mbola nahavita
🍕 🔥 Afaka manjifa ny pizza au feux de bois koa ireo mpianatra sy mpanaraka ny mpianatra an 😊
💧Toerana: AMBOHIMIANDRA
💵 Tarif 1️⃣2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ariary par séance (de 1h + exercice)
💸 Tsy mandoa fidirana piscine fa io 12.000ar io ihany
🗓 Mandray isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy
⏰ Ora: anelanelan’ny @ 5h - 19h, ny alahady kosa @ 10h no miakatra
(milaza mialoha rehefa ho avy)
MP na miantso 034 17 403 27
➡️ Ireo izay efa nanomboka tamin’ny 2023 dia tsy miova ny tarif.
Nb: Tsy mandray mpitsangatsangana tompoko fa mpianatra milomano ihany no raisinay 🙏
01/02/2024
🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞
🏊♀️ 🏊♂️ MBOLA MANDRAY MPIANATRA MILOMANO HATRANY IZAHAY🏊 🏊♀️
✅ Na ireo vaovao na ireo efa nanomboka fa tsy mbola nahavita
💧Toerana: AMBOHIMIANDRA
💵 Tarif 1️⃣2️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ariary par séance (de 1h + exercice)
💸 Tsy mandoa fidirana piscine fa io 12.000ar io ihany
🗓 Mandray isan’andro ankoatra ny alatsinainy sy alakamisy
⏰ Ora: anelanelan’ny @ 5h - 19h, ny alahady kosa @ 10h no miakatra
(milaza mialoha rehefa ho avy)
MP na miantso 034 17 403 27
➡️ Ireo izay efa nanomboka tamin’ny 2023 dia tsy miova ny tarif.
Nb: Tsy mandray mpitsangatsangana tompoko fa mpianatra milomano ihany no raisinay 🙏
19/01/2024
🌞🌞Miarahaba o!🌞🌞
🏊♀️ 🏊♂️ MITOHY HATRANY NY FANDRAISANA MPIANATRA MILOMANO 🏊 🏊♀️

02/01/2024
🌞🌞Miarahaba tratry ny taona vaovao o!🌞🌞