02/09/2021
Foot7 FJKM Ambodivona Filadelfia
Ity page ity dia natao mba hifampizarana sy ilazana vaovao mahakasika ny "sport" eto amin'ny Fitandremana Ambodivona Filadelfia.
Famporisihana ny tanora kristianina mba ho tia fanatanjahatena.
02/09/2021
20/02/2020
Kitra vao maraina , sady manalazy no mahazo tanjakaπππ
06/02/2020
Naka-naka kely fotsinyππ
02/02/2020
Androany 02 febroary 2020 nahafinaritra ny lalao . Misaotra any ireo tonga .Mbola ho avy ny manaraka .Misaotra ny Ray isikaβ€πͺπ
24/01/2020
Misaotra zala tamny androany a . Tsara ilay lalao firalahina π
Score : 14:5 mpandresy isika .Mbola hitohy ...β€
19/01/2020
Ny Zoma match Amical π Fandresena no azo , tsara ny fiarahana mbola hisy hatrany ny manaraka . Ny mazoto iany no hita anaty sary . Dia mampirisika ny hafa ho tonga am manaraka e πͺ
19/01/2020
Ny androany match aram-piralahina πͺπ Nahafinaritra ny lalao β€ Tsara tohizana fa manaitra ny sasany mba ho taitra fa mila anareo ny Sampana. Misaotra antsika .
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Ambodivona
Antananarivo