02/06/2026
OFISIALY â
Andoni Iraiola no ho mpanazatra antsika manomboka izao. Izy no hisolo anâi Arne Slot izany.
Ahoana ny fahitantsika azyđ¤
(Fabrizio Romano âď¸)
đ´đ´
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Liverpool FC - Madagascar, Sports Team, Antananarivo.
đ´ Liverpool FC Madagascar đ˛đŹ
đ Pejinâny mpankafy Liverpool eto Madagasikara
â˝ RĂŠsultats | đ Mercato | đď¸ Fanadihadiana | đ Tantara
đ˘ Vaovao aminâny teny Malagasy
â¤ď¸ Eto, tsy irery mihitsy ny Reds â na mandresy na⌠saika mandresy đ
#YNWA_TEAMđ´đ´
02/06/2026
OFISIALY â
Andoni Iraiola no ho mpanazatra antsika manomboka izao. Izy no hisolo anâi Arne Slot izany.
Ahoana ny fahitantsika azyđ¤
(Fabrizio Romano âď¸)
đ´đ´
31/05/2026
Iza no ho mpanazatra mety đ¤
Misy karazany 2 ny mpanazatra misy :
âśď¸ Ireo coach ÂŤidĂŠalistes Âť
Ireto kazana coach ireto , dia ilay manana philosophie de jeux mazava, mora fantatra ny ekipa entiny ary mahafinaritra ny spectateurs no mijery azy. Misy coach aminâio karazany io ilay tsy dia ambinina trophĂŠe fa saingy manana fifandraisana akaiky kokoa aminâny mpanohana.
âśď¸ Ireo coach ÂŤ pragmatiques Âť
Ireto karazany faharoa ireto indray, ny vokatra no tena ilainy. Miova arakarakâilay fihaonana eo ny tactique entiny. Izy ireo tsy dia miraharaha identitĂŠ izany fa rehefa mandresy dia zay. Matetika , tsy dia tsara misy endri-dalao asehonâny ekipa entiny fa ny azy ireo dia fandresena ihany no tena zava-dehibe. ÂŤ Fandresena no ilaina fa tsy ny fomba nandresena Âť , io ny philosophie anâireto karazana mpanazatra ireto. Sady ireto coach ireto ilay ambinina trophĂŠe.
Fa misy koa ny coach mahay mampivady anâizy 2 ireo.
Ka ahoana ary, Iza aminâireo karazany 2 ireo no tena mety amintsika đ¤đ¤
đ´đ´
30/05/2026
OFISIALY â
Tsy mpanazatra antsika intsony i Slot taorianâny tombana natao mombanâny taom-pilalaovana vita iny.
Andoni Iraiola no malaza ho tsara toerana hasolo azy.
Mirary soa ho azy đ¤
(Fabrizio Romano âď¸)
đ´đ´
30/05/2026
Jeremy Jacquet đŤđˇ sy Leoni Giovanni đŽđš
Raha jerena ny lalana hizoranâny klioba ankehitriny, dia tsy hitady solonâi Konate fa hanome sehatra ho anâireo zandry kely ireto.
Izahay aloha mahita hoe mety io politika iray io satria raha haka DC iray efa ampy traikefa, mety hiala ireto bandy kely ireto satria tsy hahazo temps de jeux. Miankina aminâi Slot sisa hoe ainy ve ny hamoaka ny tsara indrindra avy aminâireto bandy kely ireto?
Mety sa tsia đ¤
đ´đ´
29/05/2026
Michael Edwards sy Richard Hughes no tena isanâny fositra lehibe aminâizao tsy fahombiazana hita ao aminâny Liverpool izao.
âśď¸ Michael Edwards â tale misahana ny baolina kitra ao aminâny klioba aminâizao fotoana. Efa niara-niasa akaiky taminâi JĂźrgen Klopp izy taloha, ary isanâireo nandray fanapahan-kevitra lehibe taminâny fitadiavana mpanazatra hisolo toerana azy. Nandeha ny resaka momba anâi RĂşben Amorim taminâizany, saingy lasa tany aminâny Manchester United izy. Raha ny lojika, mpanazatra manana philosophie mitovitovy na manakaiky anâi Klopp no tokony nalaina mba tsy hiova tampoka ny identitĂŠ-nâny ekipa. Efa fatany mantsy fa i Slot sy Klopp dia mifanao atsimo sy avaratra mihitsy ny philosophie .
âśď¸ Richard Hughes kosa no mitantana ny recrutement, ny contrats ary ny resaka mercato. Betsaka no mahita fa diso lalana ny choix sasany natao. Raha ny vaovao sy tsaho mandeha, dia i Alexander Isak no nosafidiana nefa i Bradley Barcola hono no profil tena nilainâi Slot. Ny mpilalao rehetra izay niala ireny, noho izy daholo.
Mazava ho azy fa misy ny lesoka avy aminâi Slot, tsy azo lavina izany. Fa rehefa tena mandinika lalina ny rafitra sy ny fanapahan-kevitra any ambony any, dia hita hoe tsy ny coach irery mihitsy no olana. Matetika anefa ny mpanohana dia ny mpanazatra foana no hitany voalohany rehefa misy tsy mandeha.
đ´đ´
29/05/2026
Ibrahim konate đŤđˇ
Tsy nahita ny marimaritra iraisana aminâny klioba ka dia hiala ihany koa ny tenany.
Mirary soa ho azy đ¤đ¤
(Ben Jacobs âď¸)
đ´đ´
28/05/2026
OFISIALY â
Andrew Robertson đđ
Lasa mpilalaonâny Tottenham. Efa taminâny volana janoary izy no notsiriritinâny Spurs ka izao lasa mpilalaonâizy ireo zao na dia nisy aza ny tolotra nomenâny Juventus.
đ´đ´
26/05/2026
đ¨Kennet Eichhorn :
Toerana : Milieu dĂŠfensif (NumĂŠro 6)
Taona : 16
Halavana : 1,86 m
Klioba hilalaovana : Hertha BSC (2. Bundesliga)
Izy no mety isanâny mpilalao ho vidianâny klioba atsy ho atsy ary betsaka ny klioba efa mitsiriritra azy tahakanâny FC Barcelone, Man United , Dortmund . Isanâireo zandry kely manana potentiel be izy fa kosa mila mpanazatra hanampy azy aminâny fivoarany.
đ´đ´
26/05/2026
đ¨ Darwin Nunez đşđž , mety hiverina ao aminâny Premier League !
â
Liana aminy ny Newcastle United satria hitanâny zareo fa mety aminâny tactique ny coach ilay izy manao pressing be.
đ´đ´
25/05/2026
Manchester City đľ
Misy anâity sary fanomezam-boninahitra anâi Pep Guardiola ty, dia nampidirinâny zareo i Jurgen Klopp đ
đ´đ´