22/07/2025
🧐 Nareo koa ve mahazo 20 000 000 Ar isanandro 🤷🏽♂️🤦🏽♂️
🔴 Certified personal trainer in nutrition and fitness ✅
22/07/2025
🧐 Nareo koa ve mahazo 20 000 000 Ar isanandro 🤷🏽♂️🤦🏽♂️
21/07/2025
🧐 Somary mivaona kely fa ny sasany zany efa mila hampahay haniry nify akoho de nefa ny sasany mbola manao squat misy an’ilay mi pompe kely eny ambony ihany 🤦🏽♂️
🧐 Ireo erreurs 4 manankana ny évolution-nao 🤯❌⛔️
Ny aiza amin’ireo ary no efa fataonao 🤔🤷🏽♂️
19/07/2025
⛔️❌Ny erreurs 4 fahitako any amin’ny salle isan’ny mi- freiner ny évolution indrindra 🤔✅
Rahampitso 18h ary ny video tsika manaraka 🫨😉
18/07/2025
🔴🧐 Petit update de mon physique ..
Ça avance bien en tout cas 👌🏾
📹Video manaraka koa efa ho avy eo…
Mazava ho azy fa instructive hatrany ary misy zavatra mety mbola tsy henonao tany ho any koa ao amin’ilay izy 🤨🤔
16/07/2025
Ma p’tit pose classic physic préférée 😎💪🏽
15/07/2025
🤷🏽♂️ Tsy azo asehoseho hono ilay maka sary de nefa ilay sary sy ilay pose zao vao mivoaka satria efa manomboka milatsaka tsara ilay massa de graisse de zao no niafarany 🤦🏽♂️
13/07/2025
🔴 Tsy mahazo mihinana vary🍛 hono refa manala tavy eee … tsy mahazo mihonana pâte eee🍝
Ny vary na pâte hoaniko nefa mila ho betsaka noho ny hoanin’ny sasany en prise de masse nefa tsy olona mora miala tavy loatra ah akory 🤦🏽♂️
Ao ambany ao ny video nivoaka omaly raha mila tosika kely fa mampalahelo ise😆
Ny zavatra tena tokony ho respectenao raha tena te hihena ianao 😉🧐
12/07/2025
Pas mal le transfo pour une début de sèche 🧐
10/07/2025
Bonjour !! 🫡
08/07/2025
Resaka kosa aloha resaka fa rehefa tonga amty pose iray ity ohatry ny ah zany no sefo deba indrindra😆