AMFC

AMFC

Share

Aina Miray Football Club

Photos from AMFC's post 29/01/2024

🥰Ny Omalinay 28/01/2024 🥰
💐Fiaraha-misakafo harivariva.
Hita soritra t@endrik'izy ireo ny hafaliana.

Photos from AMFC's post 28/01/2024

Nody ventiny ny rano natsakaina
Misaotra anareo rehetra Izay nanohana

16/12/2023

Merci U13 🥰
0 défaite atreto
Demi-finale ndray miona e! ❤️
Jusqu'à final no tanjona 😘😘

02/12/2023

Fière de vous
2eme 8em de final U10
3-0 💪💪

02/12/2023

Bravo U13
1er match - 1er Victoire
4-0💪💪

02/12/2023

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ranarivelo Faniry

Photos from AMFC's post 25/11/2023

Après match😊

25/11/2023

Misaotra anareo rehetra Izay nanohana🙏🙏
Mankasitraka indrindra 😘😘
Resy t@isa 1-0.
Parcours nandritra ny tournoi.
Éliminatoire:
Resy 3-2
Sahala 0-0
Naharesy 2-0
Naharesy 3-0
Tafiakatra 8eme, quart, demi
Ary Résy t@final.
Tsy kivy fa mbola bé ny ho sisa.
Isaorana ianareo Ray aman-dreny mahatoky mandefa ny zanakareo.
Mankasitraka❤️❤️❤️❤️

25/11/2023

J-J

21/11/2023


🤩Tonga ilay fotoana lehibe nandrasana.

Asabotsy 25 Novembre 2023 Maraina.
Entanina ny fahatongavatsika hanohana ireo zandry kely🙏🙏

11/11/2023

Misaotra an'i Tompo fa tafiakatra final izahay.
Manasa antsika rehetra hanohana anay fa hanao ny ezaka izahay azahoanay izany. Dia misaotra anareo Ray aman-dreny manohana anay hatrany.

04/11/2023

Demi-finale rahariva @2 Ora
Alefa zandrikely💪💪

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambatobe
Antananarivo
101