07/04/2026
Indro ary eh
ho anareo Izay liana hiara-hiasa amin’ny projection (église, association, groupe de jeunes, ou particulier), na te hanohana ity amin’ny alalan’ny cinéma ity,...
Dia misokatra Amin'ny rehetra ny fiaraha-miasa dia antsoy ny
0349764452
0381404252
08/02/2026
isaorana isika fa vita indray ny manaraka ah
ekipa vonona
miroso foana
04/02/2026
🎥Mankasitraka ny ekipa mavitrika ato Studios 🎥Fa vita soamatsara ny anio 😘
@ herinandro indray ny 2em Tournage 😘🎞️🎥
Mahafinaritra eh 🥰😘🎥
18/01/2026
Indro ary ilay nandrasanareo eh!
Ho anareo izay te hilalao FILM hiaraka aminay dia raisina avokoa ka ireto avy ny fepetra takiana
Olona 18 taona noho miakatra
ka raha mety aminao dia mandefasa hainagana sary roa ato am page
rehefa vita izay dia partageo ny pub fa ny fanaovanao izany dia anisany sahady ny handraisanay anao ho membre ary hahazo tolotra miavaka ianao
mankasitraka atsika sahady ka raha mila fanazavana fanampiny dia
0349764452
19/01/2025
Les deuxième images du film.
Réalisé et écrit par Nalahatrin'iavo Natolotra NK🎬📽️
.
Gengre : Action,comédie
10/01/2025
Les premières images du film.
Réalisé et écrit par Nalahatrin'iavo Natolotra NK 🎬📽️
.
Gengre : Action,comédie
16/12/2024
Mankasitraka atsika , fa vita aloha NY anio
Mitohy NY tantara 🎬
Mahafinaritra
NNalahatrin'iavo Natolotra NK
12/11/2024
Appel au casting pour le tournage
Zakaina part I
Takaitra part II et
Le morts vivante part II
Date le 17 novembre 2024
09h00 jusqu'au 12h13
Si vous êtes intéressé, envoyez un message sur la page Rapide Studios
Homme 12-70 ans
Femme: 15-70 ans
27/02/2024
Indro Ary n'y vokatra vaovao
Ka manome fotoana atsika fa le 02 MASRS 2024 no hivoaka n'y sarimihetsika 📽️ LES MORTS VIVANTE 🎥
ORIGINAL hatrany🤗😚😚
Izay mipartage mahazo fihenambidy Goavan be🏅
10/11/2023
Indro Ary n'y vokatra vaovao
Ka manome fotoana atsika fa le 25 novembre 2023 no hivoaka n'y sarimihetsika eh📽️ TAKAITRA 🎥
ORIGINAL hatrany🤗😚😚
Izay mipartage mahazo fihenambidy Goavan be🏅🏅🎞mp rehefa vita ️🖥️